14/08/2016
Afin d'éviter les faux profil,nous,administrateurs,apres longue reflexion,avons convenu que ceux ou celle qui envoyent leur annonces via cette page devraient anvoyer en message avant leurs annonces une photo tenant un papier ou il y a marqué "Anjara Ho Anao".
Sans cela,vos annonces ne seront pas pris en compte.
Taorinan'ny pause kely sy fifanankalozan'kevitr'ireo admins dia tapaka fa mba hialana amin'ny "compte fake" dia hiangaviana isika izay mandefa ny annonces amin'ny alalan'ity pejy ity mba handefa ny sariny mitazona taratasy misy soratra "Anjara Ho Anao".
Misaotra amin'ny fiarahamiasa mba aha matotra ny zavatra hatao ato.