Alaotra Mangoro Photography

Alaotra Mangoro Photography Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alaotra Mangoro Photography, Photography Videography, Ambohimasina, Ambatondrazaka.

📸✨Ny fotoana tsara indrindra amin’ny fiainana dia mandalo haingana… fa ny sary kosa mitahiry azy mandrakizay.”
Raha manana fety, anniversaire, mariage, sortie scolaire, na hetsika manokana ianao, aza avela ho fahatsiarovana very fotsiny izany,

Photo prise en fin d’après-midi à Ambatondrazaka 🌅📸Sans lumière additionnelle, uniquement avec le flash ⚡Même au coucher...
24/05/2026

Photo prise en fin d’après-midi à Ambatondrazaka 🌅📸
Sans lumière additionnelle, uniquement avec le flash ⚡
Même au coucher du soleil, chaque instant garde sa beauté naturelle à travers l’objectif du photographe ✨🖤
: Francia Andrianasa
📸 Photographe
( )
📸✨Alaotra Mangoro Photography 📷
Réservation séance mariage / soratra / fety / anniversaire/mariage/sortie scolaire / na hetsika manokana,
en MP 📩 na 034.40.504 12,

🎉 SÉANCE PHOTO GRATUITE!!! 🎉.    👉 ✨(tsy mandoa vola mihitsy!!!)Araraoty ity fotoana miavaka ity! 🎂 Ho an’ny: ✔️ Anniver...
24/05/2026

🎉 SÉANCE PHOTO GRATUITE!!! 🎉.
👉 ✨(tsy mandoa vola mihitsy!!!)Araraoty ity fotoana miavaka ity!
🎂 Ho an’ny: ✔️ Anniversaire
✔️ Cérémonie
✔️ Fety rehetra 🎊
✔️ Na fotoana manokana tianao hotehirizina 📷
📌 Tsy voatery atao “shooting” ihany fa afaka atao eny amin’ny toerana misy anao koa!!!
⚡ HO AN’IZAY MAHAZO VOALOHANY, FAHAROA, FAHATELO IHANY ⚡⏳
📅 Hatramin’ny 30 Mai no mbola mandray sary ho an'izay mbola hilalao🚨
📩 Mifandraisa dieny izao raha te-hahazo sary maimaim-poana ianao!!!✨📸
👉Taomy daholo ilay namana tia maka sary ireny📸SÉANCE PHOTO GRATUITE (SHOOTING) 📸

Raha mila photographe dia aza misalasala miantso ny
Raha manana fety, anniversaire, mariage, sortie scolaire, na hetsika manokana ianao, aza avela ho fahatsiarovana very fotsiny izany,
Manao montage clip, vidéo , sns

19/05/2026
Alman Photography📷Réservation:    /na  . ( )Alaotra Mangoro Photography 0344050412
17/05/2026

Alman Photography📷Réservation: /na .
( )
Alaotra Mangoro Photography 0344050412

      : Mamy Edyah 📸 Photographe    ( )📸✨Alaotra Mangoro Photography 📷Réservation séance mariage / soratra / fety / anni...
14/05/2026

: Mamy Edyah
📸 Photographe
( )
📸✨Alaotra Mangoro Photography 📷
Réservation séance mariage / soratra / fety / anniversaire/mariage/sortie scolaire / na hetsika manokana,
en MP 📩 na 034.40.504 12,

Alaotra Mangoro Photography 📷Réservation    /mariage / soratra / fety /mariage/sortie scolaire / na hetsika manokana ian...
14/05/2026

Alaotra Mangoro Photography 📷
Réservation /mariage / soratra / fety /mariage/sortie scolaire / na hetsika manokana ianao,
en MP 📩 na 034.40.504 12,

Fizarana hatrany:   📷Encore félicitations Jakoba Herimalala &  Ravakiniaina Malalarivelo Réservation séance mariage / so...
13/05/2026

Fizarana hatrany: 📷
Encore félicitations
Jakoba Herimalala & Ravakiniaina Malalarivelo
Réservation séance mariage / soratra / fety / anniversaire/mariage/sortie scolaire / na hetsika manokana,
en MP 📩 na 034.40.504 12,

 ,   alefa foana aaa📸 SÉANCE PHOTO GRATUITE (SHOOTING) 📸Ho an’izay te hahazo sary maimaim-poana eto Ambatondrazaka 📍👉 Ta...
12/05/2026

, alefa foana aaa
📸 SÉANCE PHOTO GRATUITE (SHOOTING) 📸
Ho an’izay te hahazo sary maimaim-poana eto Ambatondrazaka 📍
👉 Taomy avokoa ireo namanao tia maka sary!
📅 Fotoana hisafidianana hanaovana scéance photo shooting :
Afaka misafidy fotoana mety aminao ianao manomboka 21 juin hatramin’ny 21 juillet 2026.
✅Toy izao ary no fitsipika (5) arahina
1-Alefaso Alefaso email amin'ny [email protected] na WhatsApp 034.40.504.12 izay sarinao izay tianao indrindra anaty gallery-nao alohan’ny 31 mai 2026.
Aveo publienay eto amin’ny page iny sarinao iny dia iny sarinao iny no hanaovana fifaninana ary mifarana amin’ny 20 Juin ny lalao,fanomezana ny loka 25juin,fotoana hanaovana ny shooting 21juin-21 juillet izay fotoana mety aminao.
2-Abonné-o ny page
3-Partage-o amin'ny groupe 5 ity publication ity
4-Mentionne-o olona 5 akaiky anao ao amin’ny commentaires, ary asao hi-abonné ny page Alaotra Mangoro Photography
5-Asaina ianao hiditra mp na WhatsApp mahakasika ny fepetra fahadimy raha tsy mbola nahita ny "publication" voalohany an'ity LALAO ity mahakasika ny fepetra fahadimy.
🏆 HISY LOKA HO AN’NY MPANDRESY :
🥇 Voalohany 🥈Faharoa ary 🥉Fahatelo
📢 Asao daholo ilay namanao tia maka sary ireny eee, ary araho tsy tapaka ny pejy Alaotra Mangoro Photography @

 ,  📸 SÉANCE PHOTO GRATUITE (SHOOTING) 📸Ho an’izay te hahazo sary maimaim-poana eto Ambatondrazaka 📍👉 Taomy avokoa ireo ...
11/05/2026

,
📸 SÉANCE PHOTO GRATUITE (SHOOTING) 📸
Ho an’izay te hahazo sary maimaim-poana eto Ambatondrazaka 📍
👉 Taomy avokoa ireo namanao tia maka sary!
📅 Fotoana hisafidianana hanaovana scéance photo shooting :
Afaka misafidy fotoana mety aminao ianao manomboka 21 juin hatramin’ny 21 juillet 2026.
✅Toy izao ary no fitsipika (5) arahina
1-Alefaso Alefaso email amin'ny [email protected] na WhatsApp 034.40.504.12 izay sarinao izay tianao indrindra anaty gallery-nao alohan’ny 31 mai 2026.
Aveo publienay eto amin’ny page iny sarinao iny dia iny sarinao iny no hanaovana fifaninana ary mifarana amin’ny 20 Juin ny lalao,fanomezana ny loka 25juin,fotoana hanaovana ny shooting 21juin-21 juillet izay fotoana mety aminao.
2-Abonné-o ny page
3-Partage-o amin'ny groupe 5 ity publication ity
4-Mentionne-o olona 5 akaiky anao ao amin’ny commentaires, ary asao hi-abonné ny page Alaotra Mangoro Photography
5-Asaina ianao hiditra mp na WhatsApp mahakasika ny fepetra fahadimy raha tsy mbola nahita ny "publication" voalohany an'ity LALAO ity mahakasika ny fepetra fahadimy.
🏆 HISY LOKA HO AN’NY MPANDRESY :
🥇 Voalohany 🥈Faharoa ary 🥉Fahatelo
📢 Asao daholo ilay namanao tia maka sary ireny eee, ary araho tsy tapaka ny pejy Alaotra Mangoro Photography @

Address

Ambohimasina
Ambatondrazaka

Telephone

+261347347788

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alaotra Mangoro Photography posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Alaotra Mangoro Photography:

Share