SunRise Feo sy Sary / Production

SunRise Feo sy Sary / Production Production audio-visuel et multi-média

24/12/2025

😱😱😱😱 Wow 🥰🥰

24/12/2025

👉👉Vokatra vaovao be!!!

Amin'izao Fetin'ny Noely izao dia an-kafaliana no anolorana antsika vokatra vaovao be : "NOELY NAHATERAHAN'NY MPAMONJY" ATM AMBATOVORY - FIANARANTSOA
A/C : RALAIMANITRANDRIANA Jean Polbert

🎬🎬🎧Son/Video : Sun Rise Feo sy Sary
Mankasitraka hatrany amin'ny fiaraha-miasa 🙏🙏
Contact : 034 40 240 58

Mirary Fety sambatra hoantsika rehetra eee!! 🎄🎄🎄



17/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Flavien Rabejoma, Safidy Rajerison, Phaunii Sca
Bienvenue a vous

🇻🇦🙏🙏 Fankasitrahana feno no atolotra : ny Diosezy Fianarantsoa, ny Vovonan’ny Diosezy Katolikan’ny Tanora (VDKT), ny Kom...
07/11/2025

🇻🇦🙏🙏 Fankasitrahana feno no atolotra : ny Diosezy Fianarantsoa, ny Vovonan’ny Diosezy Katolikan’ny Tanora (VDKT), ny Komity mpandrindra ny JMJ Diosezy II, sy ireo tompon’andraikitra rehetra tsy voatanisa… tamin’ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa nandritra ny fanatontosana ny JMJ Diosezy andiany faha-2 izay natao teto Fianarantsoa ny 27 – 01 Septambra 2025.⛪🕍

👉Izany fiaraha-miasa izany anie no irariana hitohy mandrakariva hampiroboroboana ny sehatry ny Finoana.

Isaorana manokana ireo Ekipa mavitrika tonga nitsidika izay tarihin-dRamatoa Filohan'ny VDKT.

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏

📽️🎬 Sunrise Feo sy Sary : Producteur et Media Officiel JMJ Diosezy 2 Fianarantsoa. 🇻🇦🇲🇬



19/10/2025

Dedicace hoan'i IVALAHARY.
Arahabaina ianao tratrin'ny tsingerin-taona nahaterahanao androany, 🎂🎂🎉🎊 Izy moa dia Zoky miahy ny Chorale Antsan'i Trinite Masina (ATM) Ambatovory izay mpiara-miasa mahafatra-po aminay.
Ity hira iray mitondra ny lohateny hoe : "FANEKENA VAOVAO" ity dia izy no namorona azy ka atolotra am-pitiavana be hoazy amin'ity andro anio ity. Mirary soa ary mivavaka ho anao hatrany amin'ny adidy maro iantsorohanao. 🙏🙏🙏

19/10/2025

Fametrahana an'i RPère RAKOTOZANANY Jean Gabriel ho Curé Distrika Misionera Talata Ampano.

Alahady 28 Septambre 2025
Faneva : "MATOKY ANAO AHO"

📽🎬 Sunrise Feo sy sary
👉Vonona hiara-miasa aminao hatrany : 034 40 240 58



05/10/2025

Fintina JMJ Diosezy II
Fianarantsoa 2025
"Izay miankina amin'ny Tompo, dia handeha tsy hahalala sasatra"

🎬🎥Sunrise Feo sy Sary
RADIO TSIRY Fianara

13/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Razafindravao Tahinjanahary Marcelline, Agassi Razafimanantsoa

11/09/2025

Nitsingerina sahady ity ny taona !!! 💍💍💍
07 Sept 2024 - 07 Sept 2025

💍 WEDDING Ginor & Larissa 💍
Espace Antsaha ny Tia
👉 Miarahaba amin'ny tsingerin-taona 🎊🎉 ary Mirary tokatrano soa hatrany 🙏

📽🎬Video : Sunrise feo sy Sary
Hoanao izay te-hiara miasa aminay, aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso ny laharana : 034 40 240 58 / 033 63 101 86 / 032 19 332 92

05/09/2025

👉Tonga ary Ilay fotoana ee!

🎶 MAHALEO sy ny Taranany 🎼🎵

🎸 Cabaret : Anio 5 sept 2025 @ 9ora Alina / Espace royal bateravola.

🎸 Live goavam-be : Alahady 07 Sept @ 03 ora tolakandro / KMM Talatamaty.

👉👉 TONGAVA MARO E !!!!

SunRise feo sy sary : Partenaires "MAHALEO sy ny Taranany eto Fianarantsoa"





Address

Fianarantsoa
Ambalapaiso

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SunRise Feo sy Sary / Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share