12/05/2026
Tany am-pianarana izahay omaly,ny resaka nandeha tao dia resaka famorana ny lehilahy,dia samy nanohana ny heviny teo😂
Ry zareo Rainiboto🇩🇪 milaza fa tsy mahasalama no sady ratsy ary tsy mampahazo aina hono rehefa miray ilay lehilahy raha toa ka foraina😂
Raha tsy efa antony ara-pahasalamana hono izay vao atao an'izany ny an'izareo
Izahay Malagasy indray milaza fa efa fombanay io ary tsaratsara pôzy kely ilay izy rehefa vita fora,sady mahazo aina ihany rehefa miray fa tsy misy an'izany tsy mahazo aina izany😂
Sokajiana ho anisan'ny partie maloto am vatana iny lohany kely iny hoaho dia esorina ary marika fa izay vao tena lehilahy
Fa ny tena nampiomehy an'izareo dia ilay hoe atelin'ny Dada hoaho na i Dadabe miaraka amin'ny akondro ilay loha-tsitsy😂😂
IG:https://www.instagram.com/idealyjonnah