30/05/2026
Misy mbol tsy nahita azy ve ato?🤔
Izy no Ma Fia izay nampiaiky ny maro t@ Spass Gasy tao BONN, Allemagne izy.. t@ty Hirany ity👌
Partageo Max mb ho itany gasy retra2 fa mendrika atosika izy✅