04/12/2020
🇲🇬 [ 📷⚠️🎬 EH ! NATAO HO ANAO ITY 🎬⚠️📷 ]
Liana amin'ny fanatontosana horonan-tsary fohy ve ianao? Maniry ny hamoaka ny talentanao sy hamorona zava-baovao?
Izahay mpianatra taona fahatelo manaraka ny lalam-piofanana psikolojia ao amin'ny Université Catholique de Madagascar Ambatoroka dia mampahafantatra anao fa amin'ity taona ity dia hetsika hafa mihitsy indray no entinay aminao, fomba iray manambatra ny psikolojia sy ny teknolojia.
Ny fandraisanao anjara dia :
- Fotoana iray hanehoanao ny asa tananao amin'ny endriny miavaka araka izay tianao
- Ho fampiroboroboana ny fahalanana momban'ny psikolojia sy izay rehetra mahakasika azy eto Madagasikara
- Hitondra fahalalana vaovao sy hampitombo ny trai-kefa efa hanananao
Ahitana lohahevitra maro samihafa azonao hisafidianana tsara ary ahazoana loka isan-karazany ihany koa ho an'ireo voafantina ka hivoaka mpandresy amin'ny lalao.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mitsidika ny pejy na miantso avy hatrany.
Fisoratana anarana mialoha na pré-inscription : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScGzIuQ-D4we2Cblfo-cdo-pgSOq9lBaK2jZB6vT23cDByt6Q/viewform?usp=sf_link
Rohy ahitana fitsipika mifehy ny fifaninanana : https://drive.google.com/file/d/1Xfp0NKRlRegBaWJzOKL6JXohHy9Nhnpk/view?usp=sharing
Rohy ahitana taratasy fisoratana anarana : https://drive.google.com/file/d/1vwAJ_J0Uy5UM9-AoMOXdKR6fPFBD84SX/view?usp=sharing
🇫🇷 [ 📷⚠️🎬 APPEL À FILM 🎬⚠️ 📷]
À tous les cinéastes amateurs ou professionnels, les passionnés de l'audiovisuel et les amoureux de nouvelles aventures souhaitant contribuer à la bonne cause.
À l'occasion de la Vème édition de la vulgarisation de la psychologie à Madagascar, cette année les étudiants en L3 en psychologie de l'Université Catholique de Madagascar Ambatoroka ont opté pour un concept innovant combinant Psychologie et Technologie
Nous lançons ainsi un concours de court-métrage destiné à illustrer la place de cette discipline à Madagascar
Saisissez cette opportunité :
- Créatif que vous êtes, montrez votre atout
- Pour promouvoir la prise de conscience quant au bien-être psychologique à Madagascar
- Apprendre de nouvelles choses et vivre une belle expérience
Des thèmes divers sont disponibles, à vous de choisir. Des lots à gagner et une diffusion publique pour les participants les plus performants.
Si vous êtes intéressés, n'hésitez pas à visiter notre page et à nous contacter si vous avez besoin de plus d'informations
Pré-inscription : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScGzIuQ-D4we2Cblfo-cdo-pgSOq9lBaK2jZB6vT23cDByt6Q/viewform?usp=sf_link
Lien pour accéder au règlement : https://drive.google.com/file/d/1XcUCfaNXg69YLDSkZCTDfYBCoJ2L2TvD/view?usp=sharing
Lien pour accéder à la fiche d'inscription : https://drive.google.com/file/d/16r3mwQc7QVry3Ai65mU8jwwLhCCodl5T/view?usp=sharing
Sponsorisé par : Association Avotra - Marseille
Affiche par : Mitia Ralaivita