22/09/2026
FIFANINANANA SLAM – ATSIMO-ANDREFANA
Tanora 14 ka hatramin’ny 30 taona ve ianao? Monina ato amin’ny faritra Atsimo-Andrefana ve ianao? Tia slam ve ianao ary te handray anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ireo karazam-biby miaina ao aminy?
🌿🦥 Dia natao ho anao ity fifaninanana ity!
Ho fanamarihana ny Andro Nasionalin’ny Varika 2026, izay hotanterahina amin’ny volana Oktobra, ny Youth Community, miaraka amin’ny fanohanan’ny WWF Madagascar ary amin’ny fiaraha-miasa amin’ny South Slam Community, dia manolotra ny:
🎙️ FIFANINANANA SLAM
Manodidina ity lohahevitra ity:
🐒 « Ty varike, hanagnantsika noho andraikitritsika »
« Ny varika, lovantsika, andraikitsika »
🎙️ Ahoana ny fomba fandraisana anjara?
Mba handraisana anjara dia ilaina ny:
✍️ Manolotra sanganasa noforoninao manokana ary ianao ihany no manolotra sy manatanteraka azy;
🌿 Mifantoka amin’ny lohahevitry ny fifaninanana;
🗣️ Manolotra ny slam amin’ny teny Malagasy; tombony ny fampiasana tenim-paritra/dialekta eto an-toerana;
🎥 Mandefa horonantsary ahafahana mamantatra mazava ny mpandray anjara sy mandre tsara ny fanolorana ny slam;
⏱️ Manaja ny faharetana 5 ka hatramin’ny 10 minitra;
🤝 Mitondra hafatra manaja, tompon’andraikitra ary tsy manavakavaka.
📲 Fisoratana anarana
👉 Fenoy ny taratasy fisoratana anarana eto:
📝 Rohy fisoratana anarana: https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdNTzfti_S8ISWYaM7J3XOY55_o4Fy6Zte86jaC2WXZ2KohAg/viewform?usp=sharing&ouid=108872703056900724392
📤 Raha mihoatra ny fahafahan’ny fandefasana ilay horonantsary, dia azo alefa amin’ny alalan’ny WeTransfer izany, amin’ity adiresy mailaka ity:
📧 [email protected]
📄 TDR sy antontan-taratasy fanazavana: https://drive.google.com/drive/folders/1egEpS_h_V8dBCB6BkvxaguDHbTnIBjcK?usp=drive_link
⏳ Daty farany
📅 12 Oktobra 2026 amin’ny 12 ora atoandro katroka
📞 Raha mila fanazavana fanampiny?
Afaka mifandray aminay amin’ireto:
📞 +261 34 81 069 91
📞 +261 38 95 468 36
📧 [email protected]
🌱 Ny feonao dia afaka manampy amin’ny fampahafantarana ny varika, ny fanentanana ny fiarahamonina ary ny famporisihana ny tsirairay handray andraikitra mivaingana ho fiarovana azy ireo!
🔥 Anjaranao izao ny mandray ny mikrô ary mampiheno ny feonao ho an’ny varika! 🐒🎤
CONCOURS DE SLAM – ATSIMO-ANDREFANA*
Tu as entre 14 et 30 ans? Tu résides dans la région Atsimo-Andrefana ? Tu aimes le slam et tu souhaites t’engager pour la protection de l’environnement et des espèces qui y vivent ?
🌿🦥 Ce concours est fait pour toi !
À l’occasion de la Journée Nationale des Lémuriens 2026, qui se tiendra en octobre, Youth Community, avec l’appui de WWF Madagascar et en partenariat avec South Slam Community, lance un Concours de Slam autour du thème :
> 🐒 « Ty varike, hanagnantsika noho andraikitritsika »
> « Les lémuriens, notre héritage, notre responsabilité »
🎙️ Comment participer ?
Pour participer, il faut :
✍️ Présenter une création personnelle et une interprétation personnelle ;
🌿 Aborder le thème du concours ;
🗣️ Présenter le slam en malagasy ; l’utilisation d’un *dialecte local constitue un atout ;
🎥 Fournir une vidéo permettant d’identifier clairement le participant et d’entendre sa prestation ;
⏱️ Respecter une durée comprise entre 5 et 10 minutes ;
🤝 Porter un message respectueux, responsable et non discriminatoire.
📲 Inscription
👉 Remplissez le formulaire d’inscription ici :
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdNTzfti_S8ISWYaM7J3XOY55_o4Fy6Zte86jaC2WXZ2KohAg/viewform?usp=header
📤 Si la taille de la vidéo dépasse la capacité autorisée, vous pouvez l’envoyer via WeTransfer à l’adresse :
📧 [[email protected]]
📄 TDR et documents d’information :
https://drive.google.com/drive/folders/1egEpS_h_V8dBCB6BkvxaguDHbTnIBjcK?usp=drive_link
⏳ Date limite
📅 12 octobre 2026 à 12h00 précises
📞 Besoin d’informations ?
📞 +261 34 81 069 91
📞 +261 38 95 468 36
📧 [[email protected]]
🌱 Ta voix peut contribuer à faire connaître les lémuriens, à sensibiliser la communauté et à encourager des actions concrètes pour leur protection !
🔥 À toi de prendre le micro et de faire résonner ta voix pour les lémuriens !