Mi-Aina Photographie

Mi-Aina Photographie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Aina Photographie, Photographer, Sabotsy Namehana, Sabotsy-Namehana.

Passionné de l'art de photographie ( paysages, nature, sport , culture , événements )
Boost publication artistique et culturelle
Boost clips
Shooting privé
Shooting vente en ligne
Reportage vidéos et live streaming
033 02 388 46

11/09/2026
🔘 𝐋𝐄𝐆𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎: 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐄𝐇𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐄𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐈𝐍-𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀𝐋𝐄𝐆𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎: 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐄...
05/09/2026

🔘 𝐋𝐄𝐆𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎: 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐄𝐇𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐄𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐈𝐍-𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀
𝐋𝐄𝐆𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎: 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐄𝐇𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐈𝐍-𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀

✍🏻 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑦 𝑅𝑎𝑘𝑜𝑡𝑜𝑛𝑖𝑟𝑎𝑖𝑛𝑦
𝐽𝑜𝑢𝑟𝑛𝑎𝑙𝑖𝑠𝑡𝑒 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑟𝑡𝑒𝑟 𝑑'𝑖𝑚𝑎𝑔𝑒
𝐴𝑁𝑇𝐴𝑁𝐴𝑁𝐴𝑅𝐼𝑉𝑂 ,04 𝑆𝑒𝑝𝑡 2026

➡️ Miatrika fotoan-tsarotra ara-pahasalamana i 𝐋𝐄𝐆𝐎, mpanakanto, izay efa andro maromaro no tsy salama. Manoloana izao toe-javatra izao, dia miantehitra amin’ny fanohanana, fampaherezana ary fifanampiana avy amin’ny mpiara-belona aminy izy.
Tsy tokony hojerena ho olana mahakasika olona iray ihany anefa izao sedra mianjady amin’i 𝐋𝐄𝐆𝐎 izao.

➡️Fotoana iray ihany koa izy ity hanehoan’ny fiarahamonina ny tena hasin’ny firaisankina sy ny “vonin-kava mahatratra”, izay anisan’ireo soatoavina lehibe tokony hovelomina hatrany eo amin’ny Malagasy.

🔘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎, 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀

➡️ Mendrika ny hahazo fanohanana manokana ny mpanakanto satria tsy mpialamboly fotsiny izy ireo. Amin’ny alalan’ny talentany sy ny sanganasany, dia mitondra hafatra, mampifandray olona, mampitsiky, mampieritreritra ary manampy amin’ny fananganana ny kolontsaina sy ny maha-Malagasy.

➡️ Rehefa sendra fahasahiranana ara-pahasalamana na ara-piainana ny mpanakanto iray, dia tokony hahatsiaro ny fiarahamonina fa olona manana fo sy fiainana ihany koa izy, ka mila ny fanohanana sy ny firaisam-pon’ny mpiara-belona aminy.

🔘 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎 𝐀𝐕𝐎 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍-𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀

➡️ Noho izany, antso avo no apetraka amin’ireo mpanakanto namana, mpankafy, fikambanana, olon-tsotra, mpandraharaha ary ireo rehetra manana fo vonona hanampy, mba hifanome tanana amin’i 𝐋𝐄𝐆𝐎 mandritra izao fotoana sarotra lalovany izao.

➡️ Ho an’izay te hanome fanampiana na hahazo vaovao momba ny toe-pahasalamany, dia azo ifandraisana amin’ny vadiny amin’ny:
📞 𝟎𝟑𝟒 𝟓𝟗 𝟏𝟏𝟔 𝟕𝟓

➡️ 𝐋𝐄𝐆𝐎 mila antsika anio. Ny firaisankinantsika no mety ho heriny hiatrehana izao sedra izao.

🥰𝐕𝐎𝐍𝐈𝐍-𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀🙏🏻🙏🏻

Indrisy....
02/09/2026

Indrisy....

Alefa...
01/09/2026

Alefa...

Misaotra foanafoana Tarika Rebika Ofisialy Mi-Aina Photographie 📸📷
31/08/2026

Misaotra foanafoana
Tarika Rebika Ofisialy
Mi-Aina Photographie 📸📷

🎸 Izahay Tarika REBIKA, Pdt Hery - Niks - Zoky Rivo - Noely - Lucien RANDRIANINA - Hery Tiana, sy ny Musiciens REBIKA, Mbola - Rija - Fortunat - Pops - Miharinjo - Tsilavina, dia maneho fisaorana mitafotafo ho anareo mpankafy tonga marobe t@ fampisehoana omaly Alahady tao @ Kianja CC ESCA.
🎸 Isaorana torak' izany koa ny Sono ANDNOUM izay tena nahafapo tanteraka.
🎸 Isaorana ireo Haino Vaky Jery rehetra nanohana sy niara-niasa.
🎸 Isaorana ireo Fan's Club tsy nisaraka anay hatr' izay ka hatr' izao.
🎸 Isaorana ny LAX Production sy ireo STAFF rehetra ary ny mpitandro filaminana.
Ary tena isaorana ilay ANDRIAMANITRA NAHARY nanome ny andro tsara ary nanome hery sy tanjaka nahafahana namita ny fampisehoana rehetra natao
👉 Hiezaka hanome ny kanto sy tsara hatrany ho anareo izahay fa dia MISAOTRA e ! 🙏🙏🙏

Ny omaly 📸 Mi-Aina Photographie
31/08/2026

Ny omaly
📸 Mi-Aina Photographie

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rinah Malalatina, Ardin Nanjanirina, Nofy Nofy, Mìlåntõ Andriamanjato, Princio...
26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rinah Malalatina, Ardin Nanjanirina, Nofy Nofy, Mìlåntõ Andriamanjato, Princio Andrianina, Rakotondravony Nirina Hery Farasoa, Théophile Pierre Norbert, Ariel Henintsoa, Aulie Rass, Tojo Tahiry, Miart Tina, Annah Princia, Malala Raharijohn, Bob Denard Saibari, Jean Claude Randrianasolo, Felix Rakotoson, Ranto Randrianantenaina, Ra Tsitsy

25/08/2026

🥳🥳Kely sisa dia hiaraka hiredareda indray isika e hiaraka amin'ny ❤️❤️ Tarika Rebika Ofisialy ❤️❤️Aza adino 30 aout 2026 ny fotoana ao amin'ny ESCA terrain basket amin'ny 2 ora tongava aloha fa otran'ny isan taona raha vao feno ny kianja dia hatombon-tsika 🙏🙏

simple 10000ar
Resa 30000 ar
Vip 40000ar

Album 5 public Tarika NY AINGA  Antsahamanitra 16 Août 2026 Événements LAX PRO Crédit 📸📷  033 02 388 46
18/08/2026

Album 5 public

Tarika NY AINGA Antsahamanitra 16 Août 2026

Événements LAX PRO

Crédit 📸📷 033 02 388 46

Address

Sabotsy Namehana
Sabotsy-Namehana
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Aina Photographie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category