25/05/2026
RY TANORA NAMAKO !
Adron’ny PANTEKOTY androany, andron’ny fivoahana sy fitsangatsanganana ihany koa,ary fialana voly🏝️.
✅Rehefa any ampandihanana dia mba tandremo🚫 ny :
👉 misotro be loatra
👉 aza mitondra fiara na moto rehefa mahatsapa mamo, ny fahatongavana soa aman-tsara no tanjona, f’aza entin'ny hambom-po eo amin'ny familiana na ny fandehanana mafy.
👉 Mahaiza manaja ny tontolo iainana misy antsika sy ny fitsipika mifehy ny toerana tsidihina,ary samia mifampijery sy mifanitsy amin'ny tsara eo amin'ny samy tanora.
👉 Ny mitondra sakafo fady.
👉Aza manaraka ny namana tsy niaradia taminao.
✅Rehefa misy zavatra ahiahiana dia miantsoa ny tomponandraikitra avy hatrany na Mpitandrony filaminana mihintsy
✅Ny alohany mody dia tonkokny fatarina tsara ny afo izay nanmpiasaina fa maty tanteraka alohany hiangana, aza mody alina.
✅Mampalahelo raha ny fifaliana indray andro no hanimba ny hoavintsika rehetra.
Mirary fety sambatra ho antsika!
TOPONANDRAIKITRA ISIKA REHETRA