Mazotoa daholo izay efa niditra nianatra, hoan’ireo mbola ny azy dia mbola misy herinandro vacances kely aloha izany. Vita koa iny ny fankasitrahana ny Barea ka miverina andavanandro indray aloha. Ho anareo izay eto Antananarivo dia mampahery oh!
Ě€
22/08/2025
Bon week-end daholo Ă´h! Aiza no hiala voly sy hiala sasatra?
Aza adino ny manaraka ny pejintsika.
19/08/2025
Tsy ny Tsingy ihany no tena mahafinaritra ao Bekopaka ao fa eo koa ny renirano Manambolo Izay anisan’ny toerana nisy ny Vazimba voalohany teto Madagasikara.
Be the first to know and let us send you an email when Andry Rui posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.