Natasha Digital Services

Natasha Digital Services 📸 Photo | 🎥 Vidéo 4K | 🚁 Drone | 📡 Internet Starlink

🎬🔥 MANANA TALENTA SA TETIKASA TIA HAVOAKA AMIN’NY SARY?🎤 Artiste / Chanteur🎶 Chorale & Groupe musical🎭 Comédien🎞️ Acteur...
18/09/2026

🎬🔥 MANANA TALENTA SA TETIKASA TIA HAVOAKA AMIN’NY SARY?

🎤 Artiste / Chanteur
🎶 Chorale & Groupe musical
🎭 Comédien
🎞️ Acteur & Mpanao film
🎬 Court-métrage / Sketch / Création artistique

NDS – Natasha Digital Services dia vonona hanome endrika matihanina ny talentanao sy ny projet-nao. ✨

🎥 CLIP FULL HD — 150 000 Ar
🎬 CLIP 4K — 250 000 Ar
🚁 4K + DRONE — 300 000 Ar

✅ Tournage professionnel
✅ Montage vidéo
✅ Color correction / Color grading
✅ Prises de vue créatives
✅ Drone disponible

📍 Manakara sy ny manodidina
🚗 Déplacement possible

📩 Manana projet? Manorata aminay dieny izao dia andao hiara-hamorona azy!

NDS – Natasha Digital Services
🎬 Ny talentanao, ny tantaranao, ny vision-nao… ataontsika velona amin’ny sary.

📸 Ny fotoana mandalo… fa ny sary mitoetra. ❤️Mety isan’andro isika no maka sary amin’ny téléphone, nefa firy amin’ireny ...
15/09/2026

📸 Ny fotoana mandalo… fa ny sary mitoetra. ❤️

Mety isan’andro isika no maka sary amin’ny téléphone, nefa firy amin’ireny no tena sary tianao hotehirizina mandritra ny taona maro?

Ny shooting professionnel dia tsy hoe maka sary fotsiny.
✨ Misafidy lumière tsara
✨ Mitady cadrage mampivoaka anao
✨ Mitarika pose
✨ Manome rendu sy retouche professionnelle

Indray andro any, rehefa mijery ireo sary ireo ianao, tsy ny appareil nampiasaina no ho tadidinao… fa ilay fotoana niainanao.

📸 Natasha Digital Services
📍 Manakara sy ny manodidina
📞 034 06 371 00

💬 Réservez votre séance shooting.

Aza avela hijanona ao anaty téléphone fotsiny ny fahatsiarovana. ❤️

27/08/2026
🎬 MANANA PROJET VIDÉO VE IANAO? ATAOVY PROFESSIONNEL NY SARY ENTINAO MAMPANDROSO AZY.Natasha Digital Services dia manata...
27/08/2026

🎬 MANANA PROJET VIDÉO VE IANAO? ATAOVY PROFESSIONNEL NY SARY ENTINAO MAMPANDROSO AZY.

Natasha Digital Services dia manatanteraka tournage vidéo professionnel en 4K miaraka amin’ny Lumix GH5 + stabilisateur professionnel, hahazoana sary milamina, mazava ary manana rendu cinématique. 🎥✨

✅ Mariage & fiançailles
✅ Hôtel & tourisme
✅ Immobilier & construction
✅ Événement & concert
✅ Clip vidéo & publicité
✅ Tourisme & paysage

Tsy vidéo tsotra fotsiny no ataonay, fa sary natao hampisongadina ny activité, produit, événement na tantaranao.

📍 Disponible à Vatovavy Fitovinany & Atsimo Atsinanana
📞 038 37 319 52 / 034 20 466 09

💬 Mandefasa message izao raha mila devis na réservation.

NDS – Natasha Digital Services
Des images qui racontent votre histoire. 🎬

🚁 OMEo ZORO FIJERY HAFA NY TETIKASANAO.Misy zavatra tsy ampy asehon’ny sary avy eny ambany.Amin’ny prise de vue aérienne...
27/08/2026

🚁 OMEo ZORO FIJERY HAFA NY TETIKASANAO.

Misy zavatra tsy ampy asehon’ny sary avy eny ambany.
Amin’ny prise de vue aérienne professionnelle, asehoy amin’ny fomba lehibe sy manaitra kokoa ny toerana, événement, entreprise na projet-nao.

✨ Images aériennes cinématiques
🎬 Qualité professionnelle jusqu’en 4K
🚁 DJI Mini 3 Pro & DJI Phantom 4 Pro Plus
🎯 Prise de vue adaptée à votre projet

Mariage • Hôtel & Tourisme • Immobilier • Construction • Événement • Clip & Publicité • Paysage

💎 À partir de 100 000 Ar

📍 Vatovavy Fitovinany & Atsimo Atsinanana
📞 038 37 319 52 / 034 20 466 09

💬 Réservation & devis par message privé

NATASHA DIGITAL SERVICES
Une autre vision, vue du ciel. ✨

19/08/2026

🎬 NY MOMENT-NAO, ATAONAY CINÉMATIQUE. ✨

Ity indray ny iray amin’ireo réalisations vidéo novokarinay tao amin’ny Natasha Digital Services. 🎥

✨ Vidéo haute qualité 4K
🚁 Prise de vue aérienne par Drone
🎞️ Montage professionnel & cinématique
📸 Image mazava sy voakaly

Mariage 💍 • Fiançailles ❤️ • Clip 🎬 • Événement 🎉 • Shooting 📸

Te hanana vidéo manara-penitra sy miavaka tahaka izao koa ve ianao?

📞 038 37 319 52 / 034 20 466 09

📩 Réservez dès maintenant — mandefasa message privé dia hiresaka momba ny projet-nao isika.

NATASHA DIGITAL SERVICES
🎥 Votre histoire, notre vision.

05/07/2026

🚁 DRONE PROFESSIONNEL – Sary & Vidéo Aerial Premium

Te hampiakatra ny kalitaon'ny sary sy vidéo amin'ny business-nao ve ianao?

Te hampiseho ny toerana, ny vokatra, na ny hetsikao amin'ny fomba manintona sy matihanina?

🎥 Manolotra tolotra fakàna sary sy vidéo amin'ny drone izahay ho an'ny:

💍 Mariage & Fety
• Entrée
• Cortège
• Ambiance
• Vidéo souvenir

🏢 Entreprise & Boutique
• Publicité
• Lancement de produit
• Contenu ho an'ny tambajotra sosialy

🏡 Immobilier
• Trano amidy na hofaina
• Terrain
• Villa

🏨 Hôtel & Tourisme
• Resort
• Plage
• Toerana fizahantany
• Site touristique

🎉 Évènements
• Concert
• Tournoi
• Festival
• Inauguration

🚁 Drone ampiasaina
• DJI Mavic Mini 3 Pro
• DJI Phantom 4 Pro Plus

Izay azonao:

✅ Vidéo stable, madio ary cinematic
✅ Sary avo lenta sy angle premium
✅ Asa haingana sy livraison ara-potoana
✅ Montage vidéo azo ampiana raha ilaina

Ataovy miavaka ny sarinao sy ny vidéo-nao, ary omeo "impact" avy hatrany ny mpanjifanao amin'ny votoaty matihanina.

📞 Contact
034 06 371 00
034 20 466 09

12/01/2026

🚁✨ ATAOVY CINÉMA NY BUSINESS-NAO! ✨🚁
Te hanana sary & vidéo 4K tena manaitra ve ianao—ho an’ny pub, mariage, hôtel, immobilier, na évènement?

✅ Video Drone 4K (angle premium, plan mihetsika)
✅ Clip 4K / Full HD (stable, cinematic)
✅ Photographe (sary mazava, rendu pro)
✅ Livraison haingana + montage raha ilaina

📞 Antsoy izao: 034 06 371 00
📩 Alefaso ny toerana + daty, dia omena devis avy hatrany.

Address

5F285 Andranomainty
Manakara
316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natasha Digital Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share