Kintan'i Mahajanga

Kintan'i Mahajanga ✨ Kintan'i Mahajanga Official
πŸ“Έ MΓ©dia β€’ Sary β€’ Talenta β€’ Fashion
🌟 Mampisongadina ireo talenta sy kintana eto Mahajanga
πŸ“ Mahajanga, Madagascar
(2)

07/08/2026

🎬πŸ”₯ CHARLOT BOJIRA 3 – PARTIE 8 πŸ‡²πŸ‡¬
✨ Version Tamita

Mitohy hatrany ny tantara! πŸ˜‚πŸ”₯
πŸ‘‰ Jereo hatramin’ny farany ary lazao aminay ny hevitrao. ❀️

πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ‡²πŸ‡¬πŸŒ Shenseea , miavona ve?Misy milaza fa miavona i Shenseea, fa raha ny zavatra hita androany dia hafa mihitsy ny zava-m...
07/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬πŸŒ Shenseea , miavona ve?

Misy milaza fa miavona i Shenseea, fa raha ny zavatra hita androany dia hafa mihitsy ny zava-misy. πŸ₯Ήβ€οΈ
Olona tsotra, humble, souriante, ary mbola vonona hanampy ny hafa ihany koa. πŸ™πŸ½βœ¨

πŸ‡―πŸ‡² Shenseea dia nanao asa sosialy RSE niaraka tamin’ny Yas Madagascar, ka nampiseho indray fa tsy ny lazany ihany no lehibe, fa ny fony koa. ❀️🌍

πŸ“Έ Je Crois Pas

06/08/2026

πŸ’¬ Inona no tianareo ho hita matetika eto amin'ny Kintan'i Mahajanga? πŸ€”β€οΈ

Soraty ao amin'ny commentaire ny hevitrareo! πŸ‘‡

06/08/2026

πŸŽ‰ Ny ekipa rehetra ato amin'ny Kintan'i Mahajanga dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fitahiana ho anao.

πŸŽ‚ Ho lava andro iainana. Longue vie, DG! β€οΈπŸ™

🎀 M-JK – Zanaky Mahajanga πŸ‡²πŸ‡¬Mpanakanto mivoy ny gadona Tropical, manana ny maha izy azy sy traikefa efa nanomboka tamin'...
06/08/2026

🎀 M-JK – Zanaky Mahajanga πŸ‡²πŸ‡¬

Mpanakanto mivoy ny gadona Tropical, manana ny maha izy azy sy traikefa efa nanomboka tamin'ny taona 2000. Efa manana hira maromaro ary mbola manohy mamokatra ho an'ireo mpankafy.

✨ Kintan'i Mahajanga dia manohana sy mampahafantatra ireo talenta mampirehareha an'i Boeny.

❀️ Asehoy ny fanohananao amin'ny alalan'ny πŸ‘ Like β€’ πŸ’¬ Commentaire β€’ πŸ”„ Partage. M-Record studio

πŸ‘‘πŸ‡―πŸ‡² L'arrivΓ©e de la reine du Dancehall, Shenseea , Γ  Nosy Be ! πŸ‡²πŸ‡¬Un accueil exceptionnel pour l'une des plus grandes sta...
04/08/2026

πŸ‘‘πŸ‡―πŸ‡² L'arrivΓ©e de la reine du Dancehall, Shenseea , Γ  Nosy Be ! πŸ‡²πŸ‡¬

Un accueil exceptionnel pour l'une des plus grandes stars du Dancehall, venue vivre un moment unique Γ  Madagascar. πŸ”₯✨

Bienvenue Γ  Shenseea et bon sΓ©jour sur la Grande Île ! β€οΈπŸ‡²πŸ‡¬

🀝 En partenariat avec Yas Madagascar

πŸ“Έ : SΓ΄marΓ΄ho Nosy-Be

04/08/2026

Ankafizo ary aza adino ny manohana amin'ny Like πŸ‘ β€’ Commentaire πŸ’¬ β€’ Partage πŸ”„.

πŸŽ‰πŸŽ‚ Joyeux Anniversaire Mr Mamisoa – DG Moussakiki Djamany ! ❀️Ny ekipa rehetra ato amin'ny Kintan'i Mahajanga dia mirary...
03/08/2026

πŸŽ‰πŸŽ‚ Joyeux Anniversaire Mr Mamisoa – DG Moussakiki Djamany ! ❀️

Ny ekipa rehetra ato amin'ny Kintan'i Mahajanga dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fitahiana feno ho anao amin'izao andro manokana izao.

🎊 Ho lava andro iainana ary hitombo hatrany ny fahombiazana. Longue vie, DG! ❀️

02/08/2026

🎬 CHARLOT BOJIRA 3 – PARTIE 6 πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ”₯ Efa eto ny Version Tamita!

πŸ˜‚ Raha tia hatsikana sy fialamboly ianao, ity no tsy tokony ho diso anjara.

▢️ Jereo izao, ankafizo, ary zarao amin'ny namanao! ❀️

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kintan'i Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category