Mianatra Maka Sary

Mianatra Maka Sary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mianatra Maka Sary, Photographer, Madagascar, Fianarantsoa.

🕍 Perdue dans les ruelles de l'histoire, la vieille ville de Fianarantsoa nous invite à découvrir ses secrets et à savou...
15/01/2026

🕍 Perdue dans les ruelles de l'histoire, la vieille ville de Fianarantsoa nous invite à découvrir ses secrets et à savourer la beauté de son patrimoine. 🕍



Abonnez-vous à Mianatra Maka Sary

🌿🥀 Mba misy tia azy ireto ve?🍃 Inona no anarany?Abonneo ny page Mianatra Maka Sary
13/01/2026

🌿🥀 Mba misy tia azy ireto ve?
🍃 Inona no anarany?

Abonneo ny page Mianatra Maka Sary

📝  𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗻𝘆 80% 𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗴𝗮𝗺𝗯𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗵𝗼𝘇𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝘇𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆. Fa r...
12/01/2026

📝 𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗻𝘆 80% 𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗴𝗮𝗺𝗯𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗵𝗼𝘇𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝘇𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆. Fa raha any amin'ny firenena efa mandroso dia efa ankavitsiana ny olona ahitana azy.

🎯 Rehefa akombona ny fela-tanana dia ampifanantonana ny akihikely sy ny akihibe dia miseho io hozatra io ho an'ireo olona izay mbola ahitana azy. Io hozatra io no antsoina hoe "Muscle vestigial", izay hozatra niforona vokatry ny fampiasana tanana mahery tamin'ny asa, fananihana hazo any anaty ala sns nataon'ireo razambe tany aloha tany, ka nolovain'ny taranany. Any amin'ny firenena efa mandroso dia vitsy ny olona ahitana azy satria efa tsy dia miaina amin'ny fampiasana tanana mahery koa ireo mponina, ka tsy hita mipoitra ilay izy. Ary na ho esorina aza io hozatra io dia tsy misy fiatraikany ratsy eo amin'ny vatana.

📸 𝗔𝗹𝗮𝗶𝘃𝗼 𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗼𝗲 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼𝘃𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗲𝗻𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲..

𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻𝗲𝘇-𝘃𝗼𝘂𝘀 Mianatra Maka Sary

🐬 FORT DAUPHIN 🐬Nisy fotoana ianareo nijery ilay vidéo ny makany Fort Dauphin nanaraka route RN12TA izay avy any Vangain...
08/01/2026

🐬 FORT DAUPHIN 🐬

Nisy fotoana ianareo nijery ilay vidéo ny makany Fort Dauphin nanaraka route RN12TA izay avy any Vangaindrano mihazo an'i Fort Dauphin koa ireto misy sary vitsivitsy maneho ny hakanton'izany toerana izany.
♥ KANTO MADAGASIKARA ♥

Mianatra Maka Sary

FIANARANTSOA ♥Part 9Fampiakaran'zalahy vady 😂😂😂LA RIZIERE CITY 🥰
07/01/2026

FIANARANTSOA ♥
Part 9

Fampiakaran'zalahy vady 😂😂😂
LA RIZIERE CITY 🥰

FIANARANTSOA ♥Part 8Rahiviana moa no miditra ny mpianatra?
06/01/2026

FIANARANTSOA ♥
Part 8

Rahiviana moa no miditra ny mpianatra?

FIANARANTSOA ♥Part 7Misy miala ve eo amin'ny poste ambony?
06/01/2026

FIANARANTSOA ♥
Part 7

Misy miala ve eo amin'ny poste ambony?

FIANARANTSOA ♥Part 6Hitanao ve izy ity? Aiza ary?
05/01/2026

FIANARANTSOA ♥
Part 6

Hitanao ve izy ity? Aiza ary?

FIANARANTSOA ♥Part 5Toerana iray fa mbola fotoana samy hafa. Aiza no tianao kokoa?
04/01/2026

FIANARANTSOA ♥
Part 5

Toerana iray fa mbola fotoana samy hafa. Aiza no tianao kokoa?

Toerana iray fa fotoana samy hafa no nakana azy.FIANARANTSOA ♥Part 4
04/01/2026

Toerana iray fa fotoana samy hafa no nakana azy.
FIANARANTSOA ♥
Part 4

FIANARANTSOA ♥Part 3
03/01/2026

FIANARANTSOA ♥
Part 3

Address

Madagascar
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mianatra Maka Sary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category