07/09/2026
📸
☎️0343680333📝
✨📸 SHOOTING | HAKANTON’NY ATSIMO-ATSINANANA 🌿❤️
Misy hatsarana tsy mila teny maro…
hatsarana hita ao anatin’ny fitafy, ao anatin’ny lamba, ary indrindra ao anatin’ny lova navelan’ireo razantsika. 🥹✨
Ity shooting ity dia tsy natao hanehoana endrika fotsiny, fa natao koa hanome lanja sy hampisehoana amin’ny alalan’ny sary ny hakanton’ny lamba sy ny kolontsaina avy aty Atsimo-Atsinanana. 🌿🇲🇬
Ny lamba dia tsy lamba fotsiny…
fa misy tantara, misy lova, misy maha-izy antsika. ❤️
Ary rehefa tafiditra ao anatin’ny sary ny hakanton’ny kolontsaina, dia lasa fahatsiarovana tsy ho mora voafafa izany. 📸✨
🎨 Fitafy : Lamba avy aty Atsimo-Atsinanana
📸 Tolotra smith photographe
✨ Tsy sary ihany no raisina, fa tantara sy kolontsaina ezahina tehirizina ho fahatsiarovana. ❤️