03/01/2026
Hoy isika zay hoe "soa gny mifagnaja".
👉Ny andininy voalohany anatin'ny Fanambarana Iraisampirenena ho an'ny Zon'Olombelona dia manambara fa :
'' Teraka afaka sy mitovy zo sy fahamendrehana ny olombelona rehetra. Samy manan-tsaina sy fieritreretana ka tokony hifampitondra am-pirahalahiana.''
🤝Mendrika ho hajaina avokoa ny olona rehetra. Ny fanajana ny hafa dia manomboka amin’ny fanekena fa mitovy hasina isika rehetra.
📌Ry tanora namako, manomboka anio dia mahaiza manaja ireo olombelona rehetra eo anoloanao fa mitovy aminao avokoa izy ireo.
"ko mifagnambany"
.