Infini'Tia

Infini'Tia photographe et vidéaste évènementiel et création de toutes sortes de carteries Veuillez alors nous contacter en mp si vous êtes intéressé.

Nous sommes une entreprise familiale qui se focalise sur la photographie et vidéographie. Nous sommes à votre disposition pour marquer et graver à jamais votre jour J que ce soit mariage, fiançailles, baptême ou sortie de promotions etc.

Happy women's day 👵👱👰👸👯
08/03/2023

Happy women's day 👵👱👰👸👯

Ho antsika ilay tsy mankafy ruban fa ilay simple nefa classe ireny 👌Ity indray ary ny échantillon manaraka e 💚💛💜Merci in...
07/03/2023

Ho antsika ilay tsy mankafy ruban fa ilay simple nefa classe ireny 👌
Ity indray ary ny échantillon manaraka e 💚💛💜

Merci infini'ment à A & N 💑
Mirary tokantrano sambatra tompoko.

Tongàva fa mitsidika toa azy ireo fa anjaranao indray izao.👊

'tia




📲034 93 660 06

06/03/2023

Na ratsy aza ny andro💧☔🌂🍃
Ny bureau mivoha foana.
Ny vitrine fotsiny no tsy mivoaka ❎

🎉Joyeux anniversaire🎉 à notre photographe  Faranah Bykova 📷Profite bien de ta journée 😊
03/03/2023

🎉Joyeux anniversaire🎉
à notre photographe Faranah Bykova 📷
Profite bien de ta journée 😊



💥Tahak'izao izy rehefa afaka miova couleur 👐Merci infini'ment P & N 💑 'tia   📲034 93 660 06
02/03/2023

💥Tahak'izao izy rehefa afaka miova couleur 👐

Merci infini'ment P & N 💑

'tia



📲034 93 660 06

📢Averina kely ho antsika izay mbola mitady hoe aiza no misy ny Infini Tia?✒Mora hita kely mihitsy a.⏩rehefa tonga eo ami...
27/02/2023

📢Averina kely ho antsika izay mbola mitady hoe aiza no misy ny Infini Tia?

✒Mora hita kely mihitsy a.

⏩rehefa tonga eo amin'ny 4 chemins ambohimiandrisoa ianao dia mitodika miakandrefana ohatrany ho any amin'ny voirie.

⏩vao mitodika fotsiny ianao dia efa tokony ho hitanao io plaque mena2 kely io.

⏩mipetraka eo ambanin'ny poteau voalohany amin'ny sisiny gauche io.

⏩Na mandeha 20 pas hatreo amin'ny 4 chemins miakandrefana dia efa tonga eo ianao.

▶Tongava soa aty aminay ary oh.☺👐

'tia



📲034 93 660 06

26/02/2023
Ia aby ireo mbola tsy nandalo tato amin'ny Infini Tia ireo ia? 😊Tongàva fa anjaranao indray any izao ouh.👐😍Mnakasitraka ...
24/02/2023

Ia aby ireo mbola tsy nandalo tato amin'ny Infini Tia ireo ia? 😊

Tongàva fa anjaranao indray any izao ouh.👐😍

Mnakasitraka an'i D. mianakavy kely izay any ANJOMÀ any nanjifa ireto teto aminay.
Mirary soa hatrany tompoko.💛❤💜

💌invitation sous forme pochette
💌ruban selon votre code couleur
💌contenue sous forme livre





📲034 93 660 06

✏Mitady invitation tsara,mahafatifaty kely sady mora ve ianao?😍✏Faly mandray anao izahay eto amin'ny Infini Tia 😊✏Misy a...
23/02/2023

✏Mitady invitation tsara,mahafatifaty kely sady mora ve ianao?😍

✏Faly mandray anao izahay eto amin'ny Infini Tia 😊

✏Misy arak'izay sahaza ny budget-anao foana ato fa aza misalasala mandalo mitsidika e👐

✏Mankasitraka azy 2 kely nanjifa ireto teto aminay.💑
Mirary tokantrano sambatra ho anareo mivady tompoko ny ekipa rehetra 💒

'tia





📲034 93 660 06

📝Pour vous les futurs mariés!💑💏Ne cherchez plus loin!Infini'tia peut réaliser l'invitation de votre rêve.❤💜💛Rejoignez no...
22/02/2023

📝Pour vous les futurs mariés!💑💏

Ne cherchez plus loin!
Infini'tia peut réaliser l'invitation de votre rêve.❤💜💛

Rejoignez nous directement pour amples d'infos 💡

Merci infiniment R & E.🙏

'tia



📲034 93 660 06

Vous êtes à la recherche d'un concepteur pour réaliser la conception de votre📝carte de visite📝carte de fidelité📝badge📝fl...
20/02/2023

Vous êtes à la recherche d'un concepteur pour réaliser la conception de votre

📝carte de visite
📝carte de fidelité
📝badge
📝flyers,brochure...

N'hésitez pas à nous contacter,nous sommes là pour vous!👐

Merci infini'ment à notre cliente fidèle mme Vola 😊
Merci et à la prochaine fois 👍

'tia



📲034 93 660 06

Address

10m Andrefan'ny Accès Banque 4 Chemins Ambohimiandrisoa (poteau Voalohany, Lalana Mankany Amin'ny Voirie)
Antsirabe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infini'Tia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Infini'Tia:

Share