Rakotographie project

Rakotographie project un nom à tout faire
photographie, infographie, conception graphique, impression

averiko zaraina ity alibaoma ity, alefa foana aloha ny prophetique! efa hi-voyage indray atoato!🙏
05/05/2025

averiko zaraina ity alibaoma ity, alefa foana aloha ny prophetique! efa hi-voyage indray atoato!🙏

Niarahana natao tamin'ny "la Sirene" izay mpikarakara fitsidihana ny Tsiribihina!
Fitsidihina izay azo atao tsara miaraka amin'ny fianakaviana, namana, olon-droa na mpitovo! Misy dingana telo lehibe mandritry io fitsidihana io, ary vao ilay dingana voalohany ity zaraiko aminareo ity!

koa aza misalasala miantso na manantona ny "la Sirene" raha liana amin'izay ianao!
0331439618 / 0340430058 / 0324376046

PS: avy eo moa nareo raha mila mpaka sary iaraka aminareo! dia antsoy AHO!

avec "la Sirene" Organisateur de croisière sur la Tsiribihina

Une descente à découvrir en amis, en famille ou en couple (ou en solo si le coeur vous le dit) ! Ce n'est que la première portion du trajet qui se fait en 3 étapes!

Alors, n'hésitez pas à contacter "la Sirène"!
0331439618 / 0340430058 / 0324376046

PS: après si vous avez besoin d'un photographe pour immortaliser cette descente, je suis LA!

Ianao io!👈Tia hiditra anaty personnalisation?🤔Tia hanangana business kely?🤑Tsy hainao nefa hoe hatomboka amin'inona?😵Hoy...
17/06/2023

Ianao io!👈
Tia hiditra anaty personnalisation?🤔
Tia hanangana business kely?🤑
Tsy hainao nefa hoe hatomboka amin'inona?😵

Hoy aho hoe :
Atomboy amin'ireto alo!👈
🚨🔥Press à chaud 8 en 1 be zao
1 press tshirt 30x40cm
2 press assiette
1 press casquette
2 press mug
2 press gourde

Etat presque neuf, (achat neuf 5 Fev 2023)
Azonao jifaina

Box 04 arcade antsenakely
Mifanila amin'ny
Ampitan tranompokonolona
Antsirabe
(Afaka mandefa faritra)
Prix : 1.200.000ar
Frais d'envoi GRATUIT

13/06/2023

Mont MANDRAY #
29/05/2023

Mont MANDRAY
#

Au coeur des 30km du trail Ibity!Pour vous donner l'envie (ou pas) d'y participer!🤣Pour vous faire revivre ces quelques ...
05/04/2023

Au coeur des 30km du trail Ibity!
Pour vous donner l'envie (ou pas) d'y participer!🤣
Pour vous faire revivre ces quelques heures de marches!
Bon trail à tous

La scene!🤔Seho sehatra!📷Anisan'ny ankafiziko mandrakitra an-tsary!Des moments futiles et precieux!👌
24/03/2023

La scene!🤔
Seho sehatra!📷
Anisan'ny ankafiziko mandrakitra an-tsary!
Des moments futiles et precieux!👌

... Dia nisy ny mazava!👀🚨Na tsy hisy intsony aza izany delestage izany, dia fitaovana miasa amintsika foana!🚨 Afaka ampi...
10/02/2023

... Dia nisy ny mazava!👀🚨
Na tsy hisy intsony aza izany delestage izany, dia fitaovana miasa amintsika foana!
🚨 Afaka ampiasaina eny ivelany, ⛺ na avy aza orana 🌧
🚨 raha ao an-trano indray 🏘, dia tsara noho ny labozia,🕯 satria tsy atahorana andoro 🎇, no tena MAZAVA be! 🌠
🚨 Afaka atao miantona, rindrina, tady...
🚨 Misy telecommande! 📱Tsy voatery mitsangana rehefa hamono na handrehitra!👍
🚨 Raha any amin toerana tsy misy jirama!🚫 tsy olana, fa misy plaque solaire miaraka aminy!🌅

Ka inona no iandrasana!?🤔

Vidiny : 35.000ar monja! 👌


Box 04 arcade antsenakely
Mifanila amin'ny
Ampitan'ny tranompokonolona Antsirabe 🗺

Timelapse...
30/01/2023

Timelapse...

Retrovision
23/01/2023

Retrovision

Les incontournablesUn mariage sans enfants, c'est un mariage sans enfants! (Elementaire😁)
19/01/2023

Les incontournables
Un mariage sans enfants, c'est un mariage sans enfants! (Elementaire😁)

Te hidrone ve?🎯💸Efa manana drone, nefa tsy sahy mampiasa?👌Mbola tsy manana, nefa mbola tsy sahy mividy?⌚Mba te hilalao d...
19/01/2023

Te hidrone ve?🎯
💸Efa manana drone, nefa tsy sahy mampiasa?
👌Mbola tsy manana, nefa mbola tsy sahy mividy?
⌚Mba te hilalao drone, nefa tsy voatery mividy?
Tolotra mety aminao ty!
📒Initiation telepilote drone!
Mba mifankazatra mampiasa drone!
🚨TSY 🚫formation akory izy ity, ka hoe lasa pro enao🚫
Fa fifankazarana ihany! Sady milalao!
🚨Tsy voatery mividy vao milalao drone🚨👌💸

Manasa anao hanantona mivantana

Box 04 arcade antsenakely
Mifanila amin'ny
Ampitan'ny tranompokonolona
Antsirabe

Allons-y let's go!
17/01/2023

Allons-y let's go!

Address

ARCADE ANTSENAKELY
Antsirabe
ANTSIRABE110

Telephone

+261 34 06 879 11

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rakotographie project posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rakotographie project:

Share

Category