09/06/2026
đ¨đ Tena Anampy anao itođąđąâŚ mety ho fiarovana ny kaontinao rahampitso !
Maro ireo olona very kaonty Facebook noho ny :
â lien tsy fantatra
â publication mamitaka
â page sy groupe tsy voasivana
â olona maka infos personnelles an-tsokosoko
đ Tsy voatery hiandry olana vao hitandrina.
đ Un simple rĂŠflexe aujourdâhui peut ĂŠviter une grosse perte demain.
đĄ Eto izahay hanampy anao :
âď¸ Hanamafy ny sĂŠcuritĂŠ ny kaontinao
âď¸ Hanasivana ireo zavatra mety hampidi-doza
âď¸ Hanoro fomba tsotra hiarovana donnĂŠes personnelles
âď¸ Hanampy anao ho mailo aminâny arnaque sy piratage
đ Plus ton compte est sĂŠcurisĂŠ, plus tu navigues lâesprit tranquille.
â ď¸ TANDREMO :
⢠Ny lien tsy fantatra
⢠Les faux profils
⢠Les publications pièges
⢠Les groupes et pages douteux
đ Ary ity misy tranga tena nisy :
Misy kaonty professionnel iray fampiasako no TRATRANâNY PIRATAGE efa ho 1 mois lasa izay. Tsy dia hitako loatra ilay olana taminâny voalohany, fa androany rehefa nijery Facebook elaela aho dia gaga tanterakaâŚ
â Niova daholo ny informations tao anatiny
â Niova ny adresse mail
â Niova ny numĂŠro
â Niova ny anaranâilay compte sy ny sary rehetra
Ary tsy izaho mihitsy no nanao anâireo.
Rehefa natao ny vĂŠrification rehetra, dia hita mazava tao aminâny historique fa nisy accès extĂŠrieur niditra taminâilay compte.
Nahatsara azy aloha dia mbola connectĂŠ teto aminâilay appareil nampiasako ilay compte, ka izay no nahafahana niditra direct sy nanarina azy.
â ď¸ Raha ny information hita tao anatiny anefa dia tsy avy eto Madagascar ilay source de piratage, fa groupe de piratage any ivelany mihitsy.
đ Raha ny historique sy serveur nampiasaina :
âĄď¸ Ătats-Unis no origine hita
âĄď¸ Mail ĂŠtranger tsy disponible eto an-toerana
âĄď¸ Serveur tena matanjaka no nampiasaina
Izany indrindra no ilazako mialoha hoe :
đ¨ SAMIA MAILO.
Aza mandefa information complète ao anaty Facebook na plateforme hafa raha tsy tena ilaina, satria mety hiparitaka any aoriana ny donnÊes sy secret personnel