Mi-Tily Horonantsary

Mi-Tily Horonantsary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Tily Horonantsary, Event Videographer, Tranom-bitsika, Antananarivo.

Ny Tily dia fanabeazana tanora zazalahy unionistes (FJKM, FLM, EEM, METM, FMTA), araka ny fomba fanabeazana skoto efa nanorenan’i Baden Powell azy, sady mamolavola azy ho vonona amin'ny fiainana ⚜️

22/08/2026

🤔Tadidin'ise ve ilay FAMPIVONDRONANA FAHAROA ny Mi-Tily Horonantsary ilay nozarina teto amin'ny pejy?

🎯🚀Sombiny kely amin'ny back stage teny amin'ny Rovan'Ambohimanga.

🎬🎞️Mbola hitohy...



11/08/2026

FIFITI

11/08/2026

FIFITI

09/08/2026

📍Miainga avy aty Toamasina ny fampitana mivantana ny fanokafana ny FIFITI 2026
🎬 Araho ary!!

Misaotra ny ekipa rehetra Mi-Tily Horonantsary noho ny fanoloran-tena an'izy ireo nandrakitra an-tsary mba ho tahiry ny ...
06/08/2026

Misaotra ny ekipa rehetra Mi-Tily Horonantsary noho ny fanoloran-tena an'izy ireo nandrakitra an-tsary mba ho tahiry ny hetsika "LASY FAHA-90 TAONA MAVO SY LASY FAHA-90 TAONA MENA".🫶♥️

🔥Mbola maro ny asa miandry an'ise 🫵☺️

"Ataovy mpianatra ny firenena rehetra" (Mat 28:19b)

04/08/2026

📍Moramanga | 04 Aogositra 2026

⛺️ Andro faha-efatra amin’ny LASY 90 TAONA SAMPANA MENA isika izao, toy izao zaraina amin’ise izao ny lalao sy fifampizarana any an-dasy any!

🎬 Mi-Tily Horonantsary

04/08/2026

Fifaliana, firaisankina, lalao ary hetsika maro samihafa no nanamarika ny andro faharoa sy fahatelo.

🎬 Indro zaraina amin’ise ny ampahan’ny zava-nisongadina, vokatra avy amin’ny Mi-Tily Horonantsary

Tohizo hatrany ny fanarahana ny pejy hahitana ireo sary sy horonantsary manaraka!




🎞️🎬Raikitra ato ny montage mbola ho hitanareo eto ny vokatra 😉
02/08/2026

🎞️🎬Raikitra ato ny montage mbola ho hitanareo eto ny vokatra 😉



🟡🔴LASY FAHA-90 TAONA MAVO SY MENA 🔴🟡Se ko ve te hiaina mivantana ny lasy Jobily?😋🎥🎬Ety an-kianja izahay Mi-tily horonant...
01/08/2026

🟡🔴LASY FAHA-90 TAONA MAVO SY MENA 🔴🟡

Se ko ve te hiaina mivantana ny lasy Jobily?😋

🎥🎬Ety an-kianja izahay Mi-tily horonantsary izao miezaka mampita mivantana ireo hetsika rehetra ato anaty lasy ka araho ny pejy😉




Address

Tranom-bitsika
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Tily Horonantsary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-Tily Horonantsary:

Shortcuts

Share