Mada Stream Media

Mada Stream Media Mada Stream Media est une agence de production audiovisuelle et digitale basée à Madagascar.

06/06/2026

Bandy love ❤️ nareo koa ve ohatr'izao? 🤣

03/06/2026

Izao hono izy no antitra ee😂
Christian Ratovonony

Partenaire: MG Stationery

Ndao hiaraka ary hanoratra tantara miaraka 🤭Tantarao anay ny tantaranareo tena niainanareo fa havadikay série kely 🥹 na ...
02/06/2026

Ndao hiaraka ary hanoratra tantara miaraka 🤭

Tantarao anay ny tantaranareo tena niainanareo fa havadikay série kely 🥹 na mampalahelo io na mampatahotra na mahafaly sns ...
Tsotra fotsiny ataovy eo amin'ny commentaires na message privé dia safidinay ny tantara izay afaka atao an'izay🥹 mifampiresaka ny tohiny isika avy eo ..♥️
Christian Ratovonony valisoa.regardelemonde

30/05/2026

Hafa ihany izany Neny izany o?
Tantarao anay ary ny souvenir tinareo indrindra niarahana sy miaraka amin'i neny❤️
Partenaire : Airtel Money Madagascar

16/05/2026

Aminareo, ny tokantrano ve tena tokony hiafiana?
Omeo anay hoe ny hevitrareo🤗

Partenaires: Airtel Money Madagascar 𝘖𝘈𝘚𝘐𝘚 𝘐𝘯𝘴𝘵𝘪𝘵𝘶𝘵 𝘋𝘦 𝘉𝘦𝘢𝘶𝘵é & 𝘚𝘗𝘈 M&G Stationery
Lieu : Résidence Eden Amparafaratany
Mankasitraka feno❤️

06/05/2026

Ato aii sokouuss be ny ato Behoririka 🤭🙈 iza tsara noetin'i Miandriray tamin'ny motooo??

Partenaire: M&G Stationery

On recrute ! 📢Tu veux intégrer une entreprise en pleine expansion et vibrer au rythme de la production audiovisuelle ? 🎥...
04/05/2026

On recrute ! 📢

Tu veux intégrer une entreprise en pleine expansion et vibrer au rythme de la production audiovisuelle ? 🎥
Mada Stream Media recherche un(e) Commercial(e) motivé(e) et plein(e) d'énergie pour booster nos projets !

👉 Profil recherché : Sérieux, débrouillard et doté d'un excellent relationnel.

📩 Contacte-nous par mail avec ton CV et tes prétentions salariales : [email protected]

02/05/2026

Tsy tahotra tsy henatra dia sahiny ny manorina tokan-trano hafa nefa izy efa manana🙄 ..... noetin'ny fitiavana ravehivavy dia nino foana ....

Partenaires: Airtel Money Madagascar
Ny Andrin'ny Soa Restaurant - Maison d'hôtes

Address

4ème étage ITStation Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Stream Media posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share