21/05/2026
๐ฑ๐คฏ ๐๐น๐ฎ๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ธ๐ฎ ( #๐ฒ๐๐ฝ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ฒ) ๐บ๐ฎ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐
๐ถโโ๏ธ๐ค Rehefa mandeha eo amin'ity toerana malalaka iray ity ianao dia mihevitra fa mbola ety ambonin'ny tany (toy ny hoe eo amin'ny rihana voalohany), saingy rehefa manatona amin'ny sisiny ianao dia hantsana be no hitanao. Hay ianao efa eny amin'ny tafon'ilay trano avo be antsoina hoe (eny amin'ny rihana faha-22).
๐ค๐๏ธ Any Chongqing - Chine no ahitana izany. Inona ny antony?.
Satria tanร na be tendrombohitra i Chongqing, ka misy ny tanร na ambany toerana sy ny ambony toerana. Ity trano mijoalajoala iray ity dia natsangana niankina tamin'ny hantsana be. Noho izany, mifandray amin'ny arabe any amin'ny tanร na ambony toerana ny tafony, izay efa any amin'ny rihana faha-22.
๐๏ธ๐ Eo aminโio rihana faha-22 io ihany koa no ahitana tetezana mampitohy ity trano ity aminโny trano iray hafa eo akaikiny, izay mirefy 23 metatra ny halavany ary 68,5 metatra miala amin'ny tany ny haavony. Lasa toerana be mpitsidika be ny eo amin'io "esplanade" sy tetezana io ankehitriny.
___________________
๐จ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ท๐๐๐,๐จ๐๐ ๐จ๐
๐๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐.