26/05/2026
Hafa kely
Fiançailles natao amin'ny alina
Somary lavidavitra ny toerana fa tsy mahay lavi-tany moa ny fitiavana
Mangamila Anjozorobe ( 78km miala tanà ) ka ny 10km miala eo Mangamila miank'andrefana dia lala-tany vovoka be ary mandalo manapaka ny lalam-baovao ( auto-route )
Santionany tamin'ny sary nalainay tany ireto
Contact
033 02 388 46 ou MP