25/10/2026
izay aleha rehetra ity feno sampana 🇲🇬💔
ataovy ambony ny moral
ny tanjona kendrena tsimaintsy tratrarina . 👍
de mijery alavitra , miaritra , miarina
na andro na alina ,
tsy ho voafingana fa anangana 🇲🇬☝️ 🙏😊