Sarin'AFO - Photographe

Sarin'AFO - Photographe " I-Sary Concept , la qualité à petit prix "
Facebook : Andrinirina Sedra Tiana
Infoline : 038 85 099 17

Félicitation fona ireto olona Mamy Kely reto ranga à😍
04/06/2026

Félicitation fona ireto olona Mamy Kely reto ranga à😍

Tarif tsy miova fa ny laharana no lasa 0334628406   dien'izao ny toerana 🥰
31/05/2026

Tarif tsy miova fa ny laharana no lasa 0334628406
dien'izao ny toerana 🥰

 in framme She Las 🥰
19/05/2026


in framme She Las 🥰

Safidy ❤ Sylvia | Fiançaille | Analaroa.. na dia lavitra takn'inona ary dia otran'ny tsy nahasakana an-dramose no tsy na...
08/05/2026

Safidy ❤ Sylvia | Fiançaille | Analaroa.. na dia lavitra takn'inona ary dia otran'ny tsy nahasakana an-dramose no tsy nahasakana anay nandeha tany , tsy client fotsiny fa namana napifandraisin'ny sary 😍...
mirary tokatrano sambatra ho anareo roa ny ekipa❤😊

06/05/2026

⛔FAMPAHAFANTARANA⛔.. Noho ireo olana maromaro nisy tato amin'ny i-sary tatooato dia manao izao fanitsiana izao izahay mba hampirindra ny asa :

✔ Manomboka izao dia ampidirina anaty prestation ny frais de livraison an'ny asa rehetra ato aminay

✖ Tsy mandefa sary amin'ny whatsapp na afindra xender izahay fa na alainao aty na aterina ny sary sy vidéos

✔ Ampidirina anatin'ny prestation ihany koa ny raha manana fahafahana ny client ( facultatif )

✔ N'iza n'iza , na client na prestataire na photographe tsotra ka mila fiaraha-miasa aminay dia mila manaraka ny condition rehetra ato aminay mba hialàna amin'ny olana majinika surtout rehefa payement sy livraison ; misy fona taratasy hatao mba hisian'ny mangarahara

✖ ho an'ny entreprise manokana te hiara-hiasa aminay , mbola tsy manana NIF STAT aloha izahay atreto fa mbola fitaovana no voalohany aminay ka raha mila nif stat ianareo dia tena tsy afaka mamorona izahay tompoko...sao mantsy manaiky oe tsy maninona dia rehefa andoa volanay dia mila nif stat izany ....

natao izao mba hahatsata ny asa ka hisian'ny fifampitokisana
misaotra tompoko!!

  in framme Mou Mou ❤👌
05/05/2026


in framme Mou Mou ❤👌

Au boulôt😍✌
05/05/2026

Au boulôt😍✌

CHEN JIE ❤ LAURÉAT ..na dia samy hafa firenena aza dia tsy mahasakana ny fo tsy ifankatia 😍 , noporofon-dralehilahy izan...
04/05/2026

CHEN JIE ❤ LAURÉAT ..na dia samy hafa firenena aza dia tsy mahasakana ny fo tsy ifankatia 😍 , noporofon-dralehilahy izany ka nampiakariny tamin'ny fomba malagasy ravehivavy ...
e😍💕...izahay ekipa dia mirary tokatrano sambatra oanareo mivady👌👏

...etsy anie e😍ireto sary ireto dia nalaiko nandritra ny prépa wedd tany analaroa districk anjozorobe tany😋, fetin-tseko...
03/05/2026

...etsy anie e😍
ireto sary ireto dia nalaiko nandritra ny prépa wedd tany analaroa districk anjozorobe tany😋, fetin-tsekoly hono dia nanao carnaval zareo 😊...
tena mafinaritra sy tsy napoizina hoe any ambanivolo be any izao annn😍

Address

Antsahamamy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sarin'AFO - Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category