05/10/2025
AHOANA NO ATAO RAHA TE AHITA ASA EN LIGNE.
Ireto indray Ary misy teboka maromaro momba ny asa en ligne sy ny tenanao..
Manasa Hamaky Atramin'ny farany fa mety ahasoa anao ity🥰.
1-NY FOTOANA
Tsy ny asa no zava-dehibe fa ny fotoana ahafahanao manatanteraka azy..Ny fotoana sy saina no amidy ka noho izany Dia: Alohan'ny itediavana asa Dia fantaro hoe atraiza n'y fotoana ananako ( 24/24h ve sa Demi-journée sa Nuit,,7/7j ve sa mandalo2 fotsiny)..Rehefa hita sy mety Ary voamarinao ny fotoana hanananao Dia Mandehana amin'izay mitady asa mifanaraka aminy.
2-NY FAHATAKARANA SY FAHAIZANA MIKAROKAROKA.
Matetika Dia maro ireo arnaque nefa kosa misy ireo tena matotra fa aza miandry anzany fa mila ianao mikaroka.
3-NY MANAVANANA SY NIANARANAO
Raha montage vidéo no hainao dia iny karohana sy imasoana fa aza manandrakandrana zavatra hafa..Zah tsy miteny hoe aza mivelatra fa kosa Mbola andany fotoana maro ianao vao ahafehy zavatra hafa nefa tokony efa ampidiram-bola izany...
4-NY FANAOVANA ZAVATRA TSARA.
Mandania fotoana anaovana zavatra tsara sy miavaka amin'ny maro,,tsara kokoa Ary Raha manao brouillon sy recherche Ary fampitahàna mihintsy aloha mandritran'ny herin'andro satria ny Adve anao ao Dia olona efa expert be daholo ka sarotra ny hifanintsana aminy.
4-NY FAMPIASANA FITAOVANA MIFANARAKA ILAY ASA HO ATAO
Aza Mbola manao asa Raha toa ka Mbola tsy nahangona fitaovana Kely ianao fa manaova formation amin'ny tenanao ihany mandrapaha.
Tsara ny miainga amin'ny tsy misy saingy motivé kokoa ny miasa amin'ny fitaovana mifanaraka amin'ilay asa...
(Connexion, ordinateur, téléphone....)
5-AZA MIHAINO NY FEON'NY OLONA
Mety hiteraka stress eo aminao ny resak'olona...Meteza hatoky ny tenanao hoe "Vitako io".
Mety Mbola maro ireo toro-hevitra tsy voatanisa kanefa efa noezahana ho ampy amolavolana ny saina ho risques ireo☺️.
Manasa hatra hi-abonné ny page Ary entano ny namana fa hizara zavatra tsara ho antsika foana..
Mankasitraka tompoko 🥰