Prezida Zo photography

Prezida  Zo photography photographe & vidéaste professionnel monteur,cadreur,realisateur

📸 VOS ÉVÉNEMENTS EN IMAGES 📸Mariage • Fiançailles • Baptême • ÉvénementVous cherchez un photographe pour capturer l'auth...
30/08/2025

📸 VOS ÉVÉNEMENTS EN IMAGES 📸
Mariage • Fiançailles • Baptême • Événement

Vous cherchez un photographe pour capturer l'authenticité de votre célébration ?
Parlons-en ! ➡️ MP ou 034 74 400 68

Un grand merci à Fandresena et Hasina pour leur belle séance photo avant leurs fiançailles.

📣Photographe professionnel📣Tonga any amin'izay hitondranareo anay izahay, tsy mifidifidy toerana😉Raha Mila photographe s...
29/08/2025

📣Photographe professionnel📣
Tonga any amin'izay hitondranareo anay izahay, tsy mifidifidy toerana😉

Raha Mila photographe sy/na Vidéaste miaraka amin'ny drone ianao dia aza misalasala miantso anay fa ho ataonay afa-po ianao, photo illimité 🥰

Mp ou 0347440068

Félicitations et Merci
Tojo ❤️ Déline

Mamitiana ❤️ HobyMirary soa anareo roa izahay, Ary mankasitraka nifidy anay ho mpakasarinareo tamin'ity fotoana ity.Mand...
08/07/2025

Mamitiana ❤️ Hoby

Mirary soa anareo roa izahay, Ary mankasitraka nifidy anay ho mpakasarinareo tamin'ity fotoana ity.

Mandray réservation photographe et vidéaste hatrany izahay, kelikely sisa n'y date malalaka volana août sy septembre ka aza tara Ary😉

Contact:0347440068 ou mp

"Ary ho fofoiko ho vadiko mandrakizay ianao..."Miarahaba an'i Manda sy Anna nohon'ny fahavitan'ny fanamasinana ny fanamb...
13/01/2025

"Ary ho fofoiko ho vadiko mandrakizay ianao..."

Miarahaba an'i Manda sy Anna nohon'ny fahavitan'ny fanamasinana ny fanambadian'izy ireo❤️

Mankasitraka nifidy anay haka ny sarinareo😉
Photo-video-drone

Prix abordable ✅
Contact:0347440068 (WhatsApp)

📷Photographe évènementiel 📷Mandray réservation 2025 izahay, hoan'izay Mila photographe sy/na vidéaste avec Drone😁Prix ab...
08/01/2025

📷Photographe évènementiel 📷

Mandray réservation 2025 izahay, hoan'izay Mila photographe sy/na vidéaste avec Drone😁
Prix abordable😉

Contact:0347440068 ou mp

Extrait photo: Fandraisana mpandray janvier 2025, FJKM Ambohimiandra.

Photographe et vidéaste évènementiel📸Sary mahafinaritra sady souvenir mitoetra🥰. Aza misalasala miantso anay raha mila f...
16/10/2024

Photographe et vidéaste évènementiel📸

Sary mahafinaritra sady souvenir mitoetra🥰. Aza misalasala miantso anay raha mila fanzavana fanampiny🤗

Photographe-Vidéaste-Droniste

Mahafinaritra ireto mpivady ireto. Mirary soa azy ireo hatrany😉

📸Photographe évènementiel📸Azo ifampiresahana tsara amin'ny resaka prix😊Mbola misy date vitsivitsy libre mois de janvier,...
16/08/2024

📸Photographe évènementiel📸
Azo ifampiresahana tsara amin'ny resaka prix😊
Mbola misy date vitsivitsy libre mois de janvier, Sady efa mandray réservation mois de février ihany koa

Photographe-vidéaste-Droniste, Contact :0347440068(WhatsApp)

Extrait photo Mariage de Rivo ❤️ Rojo

Photo prise par Prezida Zo photography 📸
Réservez vos dates dès maintenant 🥰

Mahafinaritra ery rehefa mahay mankafy fiainana ny mpanambady sy ny mpanotrona🥳Copyright Prezida  Zo photography Photogr...
21/07/2024

Mahafinaritra ery rehefa mahay mankafy fiainana ny mpanambady sy ny mpanotrona🥳

Copyright Prezida Zo photography
Photographe-vidéaste-Droniste

Extrait photo prise par Prezida  Zo photography 📷Fiançailles & Mariage Toky ♥️ MevasoaIza Ilay namanao tokony efa hanamb...
18/07/2024

Extrait photo prise par Prezida Zo photography 📷

Fiançailles & Mariage
Toky ♥️ Mevasoa

Iza Ilay namanao tokony efa hanambady iny🙂, asaivo miresaka aty izy fa Zao idirana tsara ny prix ato aminay Sady azo ifampiresahana tsara 🤗.

Contact: 0347440068

✨Promotion vacances✨Photographe-Videaste-DronisteÀ seulement:550000Ar😱Sady Mbola omenay cadeau clé USB raha mihoatran'ny...
14/07/2024

✨Promotion vacances✨
Photographe-Videaste-Droniste
À seulement:550000Ar😱

Sady Mbola omenay cadeau clé USB raha mihoatran'ny 1volana mialoha ny réservation anareo🤗.

Mp raha Mila ny andinindininy sy fanazavana fanampiny ☺️

Address

VR 104 Fenomanana Mahazoarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261347440068

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prezida Zo photography posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Prezida Zo photography:

Share

Category