Gasy Ty

Gasy Ty 🤳 WhatsApp Messenger 0339504781

Salama tsara aho ary manatitra ny arahaba  misy toro-lalana sy fanazavana kely ho antsika ito mety hoe tsy feno tsy ampy...
10/02/2026

Salama tsara aho ary manatitra ny arahaba misy toro-lalana sy fanazavana kely ho antsika ito mety hoe tsy feno tsy ampy fa zavatra tsy azo ialana amin'ny maha olmbelona .

🌿 ZANAHARY
👉 Ilay Hery Ambony indrindra na Mpahary ny zavatra rehetra.
Amin’ny finoana malagasy dia i Zanahary no fototra niavian’ny aina sy ny tontolo, ambonin’ny zava-drehetra.

🌿 ANDRIAMANITRA
👉 Anarana iantsoana an’i Zanahary koa amin’ny teny malagasy sasany.
Matetika ampiasaina rehefa miresaka amin’ny endrika masina sy ambony kokoa ilay Mpahary. Indraindray dia heverina ho “Zanahary amin’ny maha Tompo sy Mpitsara”.

🌿 RAZANA
👉 Ireo olona efa nodimandry nefa mbola heverina ho velona ara-panahy sy akaiky ny taranany.
Ny Razana dia hajaina satria inoana fa afaka miaro, mitahy, na mampitandrina ny fianakaviana.

🌿 MATY
👉 Olona nodimandry ara-batana fotsiny.
Tsy voatery ho Razana avy hatrany ny “maty”; rehefa hajaina sy eken’ny taranaka ary tafiditra amin’ny fomba amam-panao vao matetika antsoina hoe Razana.

🌿 OLOMBELONA
👉 Isika velona eto an-tany, manana vatana sy fanahy.
Ny Olombelona no eo anelanelan’ny tontolon’ny hita maso sy ny tsy hita maso, mifandray amin’i Zanahary sy ny Razana amin’ny alalan’ny fomba sy finoana.

afaka ahitsy raha misy diso afaka hiadiana hevitra ihany koa

Manomboka @ firy ilay police voleur rradem ? Zay maika itifitra vorona mandeha 4x4 mantsy
03/10/2025

Manomboka @ firy ilay police voleur rradem ? Zay maika itifitra vorona mandeha 4x4 mantsy

HATRAMIN'IZAO .....Aiza ny police? Mbola mitohy pillage TANA WATER FRONT zao! Mila fanampina! Partagez svp!✍️📸 Sassah Sa...
26/09/2025

HATRAMIN'IZAO .....Aiza ny police? Mbola mitohy pillage TANA WATER FRONT zao! Mila fanampina! Partagez svp!

✍️📸 Sassah Santatra

mp ze mba lina Zao ee fa n'y atsika gratoui n'y atsika fa mba AbĂłne ny pejy tsika Gasy Ty đź’–
22/09/2025

mp ze mba lina Zao ee fa n'y atsika gratoui n'y atsika fa mba AbĂłne ny pejy tsika Gasy Ty đź’–

Address

Ampandrana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Ty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share