15/06/2026
Na dia manetroka be aza dia ahitana hirika kely foana hakana sary 😁
Laingalainga fa tsara kokoa raha fumée lourdes no ampiasaina mandrintra ny ouverture,ary ezahina akatona daolo ny varavarana sy varavarakely.👌🏻
Indrindra indrindra,tsy dia mivezivezy be ny invité 😊
📩 Maimaimpoana ny fangatahana devis , www.yourphotographer.mg