Sangask'art

Call Contact the business

Sangask'art Photographe - artiste

Indray maraina izay, vetsovetsoin'ny kanton'ny fahanginana. Maraina tsy  ho doria, hanembonana ny lasa, hitsinjovana ny ...
16/09/2026

Indray maraina izay, vetsovetsoin'ny kanton'ny fahanginana. Maraina tsy ho doria, hanembonana ny lasa, hitsinjovana ny ho avy.
Série au pays Zafimaniry...
📷✒️©️ Sangask'art.

Mbola misy fa ny hitsiriany tsy voafaritra. Tsy noho ny sampanana fa ny fo mitempo, ny fanahy manindry ary ny kanto miai...
12/09/2026

Mbola misy fa ny hitsiriany tsy voafaritra. Tsy noho ny sampanana fa ny fo mitempo, ny fanahy manindry ary ny kanto miaina... Satria mitady ilay aina mifaningotra fa mety koa hoe, tsy hay, misy lanjam-piakarana miha mitambesatra mitaky todika hafa indray...
📷✒️©️ Sangask'art.

Outside the system, at one with life... Sangask'art
11/09/2026

Outside the system, at one with life...
Sangask'art

Une journée normale à Betafo - AntsirabePhoto prise en février 2025📷©️ Sangask'art
02/09/2026

Une journée normale à Betafo - Antsirabe
Photo prise en février 2025
📷©️ Sangask'art

🎶🎼 Jazz  2026📷 Part 3©️ Sangask'art
26/08/2026

🎶🎼 Jazz 2026
📷 Part 3
©️ Sangask'art

Solidarité... ©️ Sangask'art
19/08/2026

Solidarité...
©️ Sangask'art

Feel the music  📷©️ Sangask'art Sanganirina Rajaonasy
15/08/2026

Feel the music

📷©️ Sangask'art
Sanganirina Rajaonasy

🎵🎶 Jazz @ Tohatohabato 📷 Part 2©️ Sangask'art
13/08/2026

🎵🎶 Jazz @ Tohatohabato
📷 Part 2
©️ Sangask'art

🎶🎼 Jazz  2026 📷 Part 1©️ Sangask'art
11/08/2026

🎶🎼 Jazz 2026
📷 Part 1
©️ Sangask'art

Jazz @ Tohatohabato, iza no ho avy. Hitodika any amin'ny grande scène indray ny 9 Août izao ny fakantsariko. 📷 Jazz @ To...
05/08/2026

Jazz @ Tohatohabato, iza no ho avy.
Hitodika any amin'ny grande scène indray ny 9 Août izao ny fakantsariko.
📷 Jazz @ Tohatohabato 2025
©️ Sangask'art.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261343775722

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sangask'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sangask'art:

Shortcuts

Share

Category