Manoella

Manoella TIA MIFANAMPY SY MIFAMPITSINJO!!

04/06/2026

Mahatokia azy fa ataony tanteraka🙏🙏

Tsarovy fa...Tsy voatery ho lehibe ny dingana ataonao androany vao hahatonga fiovana eo amin'ny fiainanao. Indraindray d...
02/06/2026

Tsarovy fa...
Tsy voatery ho lehibe ny dingana ataonao androany vao hahatonga fiovana eo amin'ny fiainanao. Indraindray dia ny ezaka kely atao isan'andro no manorina hoavy mamirapiratra.
Aza kivy raha mbola tsy tonga amin'ny tanjonao ianao. Ny zava-dehibe dia mbola mandroso, mbola miezaka, mbola mino.
🌱 Ny voa ambolena anio no ho vokatra hojinjaina rahampitso. 💪 Ny faharetana no lakilen'ny fahombiazana. ❤️ Ary ny tsiky omenao olona iray anio dia mety hanova ny androny manontolo.

29/05/2026

Ray ô,Tsy maintsy mandresy,tena mpnandresy aho fa ao aminao🙏👌

27/05/2026

Matoky anao,'lay Tompo sy Andriamanitro aho🙏🙏

26/05/2026

Tinareo ve ra ho asiana arrivage sac👜 manja kely??

👍Ahoana nareo amreto manja kely ireto??3 couleur dispo:Noir,Blanc,Doré👟
26/05/2026

👍Ahoana nareo amreto manja kely ireto??
3 couleur dispo:Noir,Blanc,Doré👟

“Bonne idée cadeau pour la fête des mères 💝”65.000Ar,livraison gratuit🚗pointure:35 à 40.Noir,Blanc,Rose
26/05/2026

“Bonne idée cadeau pour la fête des mères 💝”65.000Ar,livraison gratuit🚗
pointure:35 à 40.
Noir,Blanc,Rose

24/05/2026

Ny tena zava_dehibe eo dia ny mametraka an'Andriamanitra ho laharana voalohany🙏

24/05/2026
Tsy ho ela ... 📸
03/12/2024

Tsy ho ela ... 📸

Address

Antananarivo
105

Telephone

+261325104442

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manoella posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manoella:

Share