Apina Bizina

Apina Bizina T-shirt personnalisé tsara qualité, 100% coton, 170g - 180g. Sary miavaka tsy hafakely :)

😊T-shirt personnalisé 100% coton de qualité, 180g
✅ Création manokana ho anao
🔥 Ataontsika matsiro tsara, mandray commande par MP
👉Lieu : Tana avec service de livraison 😊

Mandray commande hatrany 🥰 ataontsika matsiro kely fona ny Tshirt personnalisé anareo 🥳 Tshirt qualité tsara 100% coton ...
15/03/2026

Mandray commande hatrany 🥰 ataontsika matsiro kely fona ny Tshirt personnalisé anareo 🥳 Tshirt qualité tsara 100% coton 👌 Izay sary sy soratra tianareo .

Mankasitraka ireo mpanjifa rehetra dia 😁

Efa salama aaa 😁 Ary efa salama tokoa eee 🙏Miverina mandray ny commande matsirokelinareo amzay ary izahay aan 🥰 Ankoatra...
22/02/2026

Efa salama aaa 😁 Ary efa salama tokoa eee 🙏
Miverina mandray ny commande matsirokelinareo amzay ary izahay aan 🥰 Ankoatra ny Tshirt izay efa mahazatra dia miampy polo sy t-shirt manche longue ny tsaitsaitsai antsika izao ❤️

✅ Tshirt personnalisé manches courtes 1 à 12 ans : 20.000ar
✅ Tshirt personnalisé manches courtes S M L XL 2XL : 32.000ar
✅ Tshirt personnalisé manches longues S M L XL 2XL : 35.000ar
✅ Polo 240g personnalisé S M L XL 2XL : 40.000ar

Aza misalasala miditra Mp ary o 🙂

Address

Antananarivo

Telephone

+261347500068

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Apina Bizina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Apina Bizina:

Shortcuts

Share