Boaiza Mikiry - Wedding Photographer

Boaiza Mikiry - Wedding Photographer Ce que j'aime avec la photographie, ce qu'elle capture un moment disparu à jamais, impossible à re Manao ny asa rehetra mahakasika ny sary izahay.

Aza misalasala maka "INFORMATION" raha misy tianao ho fantatra.

Hoan'ireo mpanaraka ny pejy rehetra..ito indray ny   vaovao ahitanareo ny sary vaovao rehetra izay nataonay.Manasa antsi...
01/02/2024

Hoan'ireo mpanaraka ny pejy rehetra..ito indray ny vaovao ahitanareo ny sary vaovao rehetra izay nataonay.
Manasa antsika hitsidika izany. Misaotra

🙏Couverture 🎇💥🎉🎊mariage GRATUIT 📸EQUIPE COMPLET (02 PHOTOS /02 VIDÉOS /DRONE) + POSTWEDDING + POSTEUR GRAND FORMAT A1  h...
02/04/2023

🙏Couverture 🎇💥🎉🎊mariage GRATUIT 📸

EQUIPE COMPLET (02 PHOTOS /02 VIDÉOS /DRONE) + POSTWEDDING + POSTEUR GRAND FORMAT A1

hoanareo roa. Izy ireo no voasarika nahazo couverture mariage gratuit. Tongavasoa ny andro malaza 📸❤️😊👏👏.
Misaotra sahady nanome fitokisana hoy ny ekipa manontolo.

Mifanohatohan-tsy ho lavo 📸😊🙏❤️Za efa miandry anareo ato ..😊..iza ilay ahazo ny hatsapaka hoataonay gratuit ny couvertur...
01/04/2023

Mifanohatohan-tsy ho lavo 📸😊🙏❤️
Za efa miandry anareo ato ..😊..iza ilay ahazo ny hatsapaka hoataonay gratuit ny couverture mariageny? 🤭👏🙏📸


19/01/2023

Hoantsika mpanaraka rehetra. Niroso amin'ny fanokafana pejy vaovao isika ho entina manatsara kokoa ny asa.
Manasa antsika hanaraka bebe kokoa ao manomboka izao.

https://www.facebook.com/profile.php?id=100089650688600

Ce que j'aime avec la photographie, elle capture un moment disparu à jamais, impossible à reproduire

🥰📸 Once Upon a time 👩‍❤️‍💋‍👨      © Boaiza Mikiry - Wedding Photographer
18/01/2023

🥰📸 Once Upon a time 👩‍❤️‍💋‍👨


© Boaiza Mikiry - Wedding Photographer

Wedding RANGY & NANDRIANINA Tous droits réservés © Boaiza Mikiry - Photographe de mariage
16/01/2023

Wedding RANGY & NANDRIANINA
Tous droits réservés © Boaiza Mikiry - Photographe de mariage


👫🎉❤ Wedding ❤ SAFIDY & HOSANA❤ 😊🙏🤗     Tous droits réservés 📷 © Boaiza MikiryBoaiza Mikiry - Wedding PhotographerWedding
03/01/2023

👫🎉❤ Wedding ❤ SAFIDY & HOSANA❤
😊🙏🤗

Tous droits réservés 📷 © Boaiza MikiryBoaiza Mikiry - Wedding PhotographerWedding

 Hon'ireo client Novembre sy DecembreAmpilazana isika Client rehetra fa misy fahatarana kely indray ny asantsika. Noho n...
27/12/2022


Hon'ireo client Novembre sy Decembre

Ampilazana isika Client rehetra fa misy fahatarana kely indray ny asantsika. Noho ny loza (accidenté) izay nahazo ny Ray amandreny sy mpiray tampo any vidéaste antsika. Tsy afaka mandray asa kely izy ny aminity herinandro ity fotsiny ihany atreto mba hananany fotoana mikarakara izany sy andamina sahady ny fitohizany asa. Efa misy fiarahamiasa mety hoatao ihany videaste namana raha . afaka mandefa hafatra miafina sy miantso hatrany ireo zay manana fanamarihana.
🙏🙏

👫🎉❤ Wedding ❤ NICHOLAS & SARIAKA ❤Encore félicitation les amoureux. 😊🙏🤗     Tous droits réservés 📷 © Boaiza Mikiry - Wed...
25/12/2022

👫🎉❤ Wedding ❤ NICHOLAS & SARIAKA ❤
Encore félicitation les amoureux. 😊🙏🤗

Tous droits réservés 📷 © Boaiza Mikiry - Wedding Photographer

👫🎉❤ Wedding ❤DIARY & RAVAKA ❤Fahombiazana feno fitahiana hoan'ny tokan-tranonareo roa. 😊🙏🤗Mirarisoa indrindra. Misaotra ...
19/12/2022

👫🎉❤ Wedding ❤DIARY & RAVAKA ❤
Fahombiazana feno fitahiana hoan'ny tokan-tranonareo roa. 😊🙏🤗
Mirarisoa indrindra. Misaotra hoy ny ekipa rehetra tamin'ny fiaraha-miasa

Tous droits réservés 📷 © Boaiza Mikiry - Wedding Photographer

Un nouveau chapitre pour Boaiza Mikiry - Wedding Photographer Nous sommes fiers d’annoncer le lancement de notre nouveau...
07/12/2022

Un nouveau chapitre pour Boaiza Mikiry - Wedding Photographer
Nous sommes fiers d’annoncer le lancement de notre nouveau logo et de notre nouvelle identité visuelle.
#2023 loading.......

Address

Anosibe
Antananarivo

Telephone

+261348940484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boaiza Mikiry - Wedding Photographer posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boaiza Mikiry - Wedding Photographer:

Share