INSTADRIP

INSTADRIP Abonnez-vousโค

๐Ÿ•ต๏ธโ€โ™‚๏ธANTANANARIVO RENIVOHITRA : OLONA DIMY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA MANAO FANAMIANA SIVILY, TRATRA AMBODIOMBY TAMI...
07/02/2026

๐Ÿ•ต๏ธโ€โ™‚๏ธANTANANARIVO RENIVOHITRA : OLONA DIMY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA MANAO FANAMIANA SIVILY, TRATRA AMBODIOMBY TAMINโ€™NY HAROM-PAOSY

๐ŸšจAdy aminโ€™ny tsy fandriampahalemana

๐Ÿ“Ny 5 Febroary 2025 teny Anosibe, tokony ho taminโ€™ny 11 ora maraina, nandritra ny fisafoana nataonโ€™ny Polisy manao fanamiana sivily dia lehilahy efatra no tratra ambodiomby taminโ€™ny harom-paosy teo aminโ€™ny lalam-by akaikinโ€™ny ยซ Colas ยป.

๐Ÿ”—Nentina avy hatrany teny aminโ€™ny Kaomisaria Boriborintany fahadimy izy ireo hanaovana fanadihadiana.

๐ŸฅทTetsy Analakely kosa, tokony ho taminโ€™ny 12 ora atoandro, lehilahy iray no voasambotry ny Polisy avy ao aminโ€™ny Unitรฉ dโ€™Intervention Rapide (UIR) noho ny sinto-mahery.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธEfa niharan'ny fitsaram-bahoaka ity mpanao sinto-mahery ity saingy tonga ny Polisy nandamina ny toe-draharaha. Ny SUT Tsaralalร na no mandray ny fanadihadiana momba azy.

๐ŸŒช๏ธ๐—”๐—ก๐—ž๐—ข๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—œ๐—ฉ๐—ข๐——๐—ข๐—ญ๐—” ๐—™๐—ฌ๐—ง๐—œ๐—” : ๐—ง๐—”๐—™๐—”๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” 12 ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ, ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” 77.192 ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—•๐—ข๐—œ๐—ก๐—” 04 ๐—™๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† 2026 ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† 04 ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ |โฉ ๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ง๐—ข๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก...
05/02/2026

๐ŸŒช๏ธ๐—”๐—ก๐—ž๐—ข๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—œ๐—ฉ๐—ข๐——๐—ข๐—ญ๐—” ๐—™๐—ฌ๐—ง๐—œ๐—” : ๐—ง๐—”๐—™๐—”๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” 12 ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ, ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” 77.192 ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—•๐—ข๐—œ๐—ก๐—”

04 ๐—™๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† 2026 ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† 04 ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ |

โฉ ๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ง๐—ข๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—”S๐—œ๐—ข๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—๐—ฌ| ๐—•๐—ก๐—š๐—ฅ๐—– ๐—”๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฟ'๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ.

๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜† : 12 (02 Tana II, 01 Ambato Boeny, 04 Soalala, 04 Anjozorobe, 01
Mahajanga II )
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ : 07 ;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ : 77 192 olona , 18 561 tokatrano ;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : 30 873 olona ; 7 900 tokatrano ;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฑ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ-๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ : 13 514;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : 2 211;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† t๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ : 1 950;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ผ : 133;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† : 95;
๐Ÿ“Œ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† t๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ : 54

โœ… Ireo antontan'isa ireo dia antontan'isa voaray avy amin'ireo Faritra 09 ( ANALAMANGA โ€“ ATSINANANA - VAKINAKARATRA - BOENY - BETSIBOKA -MELAKY -SOFIA- ALAOTRA MANGORO SY ITASY ) sy distrika 35 izay tena nahitana fahavoazana vokatr'ilay rivodoza FYTIA .

ยฉ๏ธ๐๐๐†๐‘๐‚

'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy


โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ  #๐—ก๐—œ๐—”๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—œ๐——๐—œ๐—ก-๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—ž๐—”Miakatra maherin'ny 100 ariary avokoa ny vidin-tsolika manomboka anio araka ny fanambaran...
05/02/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ #๐—ก๐—œ๐—”๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—œ๐——๐—œ๐—ก-๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—ž๐—”
Miakatra maherin'ny 100 ariary avokoa ny vidin-tsolika manomboka anio araka ny fanambarana navoakanโ€™ny . 190 ariary isaky ny litatra ho an'ny ka tafakatra 5 100 ariary raha toa ka 4 970 ariary izany teo aloha. tahaka izay koa ny vidin'ny litatry ny , izay lasa 4 860 ariary raha 4670 ariary izany nandritra ny volana janoary teo.
๐Ÿ“ŒLasa 3 710 ariary ihany koa ny vidin'ny solika fandrehitra raha toa ka 3520 ariary izany tamin'ny 5 janoary 2026 nisian'ny fiovana farany.Ny fampiharana ny araka ny fiovana eo amin'ny tsena iraisam-pirenena no anton'ny fiakarana hoy ny OMH hatrany.

โ€ผ๏ธDONALD TRUMP: NANDRAHONA AMPAHIBEMASO NY MPITONDRA VONJIMAIKA AO VENEZOELA....โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ Nandritra ny resadresaka nifanaovany...
05/01/2026

โ€ผ๏ธDONALD TRUMP: NANDRAHONA AMPAHIBEMASO NY MPITONDRA VONJIMAIKA AO VENEZOELA....โ€ผ๏ธ

๐Ÿ”ฅ Nandritra ny resadresaka nifanaovany tamin'ny Gazety The Atlantic ny alahady 4 janoary 2026 teo, dia nanambara ny Filoha Amerikanina fa โ€œmety ho ratsy kokoa noho ny anโ€™i Maduroโ€ ny hahazo ny mpitarika vaovao ao Venezoela, Delcy Rodrรญguez, raha tsy manaiky ny fepetra takianโ€™i Etazonia izy. Nanao tsipy teny mikasika an' i Groenland ihany koa izy nandritra izany.

Tsiahivina fa i Nicolรกs Maduro, aminโ€™izao fotoana izao, dia migadra ao aminโ€™ny fonja iray any New York, taorianโ€™ny fidirana an-tsehatra ara-miaramila nataonโ€™i Etazonia tao Caracas.

๐—ฆ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ ๐— ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ :๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† "๐—ถ๐—บ๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ถ๐˜รฉ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ-๐—ป๐˜†". ๐Ÿ”ทNisy ny taratasy ofisialy avy aminโ€™n...
05/01/2026

๐—ฆ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ ๐— ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† "๐—ถ๐—บ๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ถ๐˜รฉ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ-๐—ป๐˜†".

๐Ÿ”ทNisy ny taratasy ofisialy avy aminโ€™ny Fitsarana nangataka ny hanalร na ny " " anโ€™ny Solombavambahoaka Sahondramalala Marie Michelle, mba hahafahanโ€™ny Fitsarana hanao ny asany amin'ny famotorana sy fanadihadiana anโ€™io olom-boafidy io mikasika ireo raharaha fandikan-dalร na maro, araka ny fampahafantarana nataon'ny Filohan'ny Antenimierampirenena Randrianasoloniaiko Siteny.

๐Ÿ”ทNivory araka izany ny Birao Maharitry ny Antenimierampirenena, ka noraisina ny fanapahan-kevitra momba ny fanesorana ny "immunitรฉ parlementaire" anโ€™io Solombavambahoaka voatonona eo ambony io, hahafahanโ€™ny Fitsarana manao ny asany araka ny lalร na velona.

๐Ÿ”ทNy tanjona dia tokana: fanjakana tan-dalร na, fanafoanana ny tsy maty manota, tamberinโ€™andraikitra, ary fandriampahalemana sy Filaminana eto aminโ€™ny Firenena, hoy ny Filohan' ny Antenimierampirenena.
_______________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza adinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

MAMY RAVATOMANGA ๐Ÿšจ๐Ÿ”ฅNolavin'ny Fitsarana ao aminโ€™ny Bail and Remand Court any Port-Louis ny fangatahana fahafahana vonjim...
30/12/2025

MAMY RAVATOMANGA
๐Ÿšจ๐Ÿ”ฅNolavin'ny Fitsarana ao aminโ€™ny Bail and Remand Court any Port-Louis ny fangatahana fahafahana vonjimaika arahina anto-bola na "libertรฉ sous-caution".

โ€ผ๏ธ Tsy misy andro iray tsy anaovanโ€™i Syntia sy ry Petsambava ary ireo kaonty fako, publication mikasika anโ€™i Koufali Day...
30/12/2025

โ€ผ๏ธ Tsy misy andro iray tsy anaovanโ€™i Syntia sy ry Petsambava ary ireo kaonty fako, publication mikasika anโ€™i Koufali Daya tato ho ato eto amin'ny FB. Tsy maty voalavo an-kibo mihitsy ny zanakโ€™i Ravatomanga izay manakarama azy mianadahy ireo, satria io mpandraharaha tanora io no nitory an-dRainy ka nampidoboka azy any Maurice.

๐Ÿ’ข Etsy an-daniny anefa, dia mitombo isa ireo olo-malaza sy manan-kaja eto aminโ€™ny firenena, izay manazava ny tena tantara marina mikasika anโ€™i Koufali Daya. Taorianโ€™i Rolly Mercia sy Fanirisoa Ernaivo dia i Rossy indray no nampahafantatra ireo sedra mafy nampitondrainโ€™i Mamy Ravatomanga anโ€™ity mpandraharaha tanora avy any Toliara ity.

๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข Nalefany nigadra teny Tsiafahy i Koufali Daya satria nivarotra 4x4 mora taminโ€™ny Dรฉputรฉs, izay navelany mandoa vola tsikelikely ny vidinโ€™ny fiara aminโ€™ny karamany. Nanimba ny tsenan-dRavatomanga izany satria ny fiaranโ€™ity farany dia sady lafo vidy no tereny alohanโ€™ny Fanjakana indray mandeha, eo no eo.

๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข Tsy mitombina ny fiampangana anโ€™i Koufali Daya izay nolazainโ€™ny mpitory fa nanondrana volamena fony izy vao... 12 taona ! Na marivo tototra toy izany aza ilay lainga dia nidoboka ihany izy. Ary tsy nitsahatra nanenjika azy ny mpitondra teo aloha. Tsy mahagaga raha nandray anjara feno taminโ€™ny fandrodanana an-dRajoelina sy ny forongony ity zanakโ€™i Toliara ity.

๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข Toy izao no nosoratanโ€™i Paul Bert Rossy Rahasimanana tao aminโ€™ny pejiny mikasika anโ€™i Koufali Daya.

ยซ Koa satria bรฉ loatra ny resaka momba an ilay Daya Koufally Dia tany aho.
Hanao interview azy ho anareo namako eto Amin ny Facebook. Akama Kely taizako namany no nanao ny prรฉsentation .
Fehin ny Resaka.
Boaykely mpivarotra daba Ilay tary, mpanakalo devise sy mampividy devises eto madagasikara no asany. Naha milliardera azy
Atandroy Ilay tary metisy karana saingy ny reniny no nitaizร  azy fa tsy ny rainy Ary miteny atandroy lavitra noho izay ndaty fantatr' ialahy isany. Avy any Tulรฉar izy fa bรฉ Tรฉto antananarivo.
Nogadrain ndravato

โ€ผ๏ธ๐Ÿ’ฅ๐—›๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ   ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—•๐—˜ - ๐—›๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—˜๐—ฃ๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—ข๐—ฆ๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐— ๐—œ๐—›๐—ข๐—”-๐—ฃ๐—˜๐—™๐—ฌHaverina indray ny  fitsirihana tampoka ny fia...
24/12/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ’ฅ๐—›๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—•๐—˜ - ๐—›๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—˜๐—ฃ๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—ข๐—ฆ๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐— ๐—œ๐—›๐—ข๐—”-๐—ฃ๐—˜๐—™๐—ฌ

Haverina indray ny fitsirihana tampoka ny fiara na eny an-dalambe ataonโ€™ny DGSR , izay voanjimaika noho ny grevy nataona mpampiasa fiara teny amin'ny Rn7 Ambatofotsy ny herinandro lasa teo.

Ny anton'izao famerenana ny fitsirihana fiara izao moa dia mialoha ireo trangana loza vokatry ny tsy fahatomombanana ara-teknika.

Nisy ny fivoriana niarahan'ireo solontenan'ny mpitatitra sy notarihin'Atoa Jeneraly Tale jeneralin'ny Foibe fitsarana fiarakodia omaly 23 desambra 2025 ka isan'ny tapaka tao ireo voalaza etsy ambony ireo. Isan'ny tapaka tamin'izany koa ny fanitsina sy ny fomba fiasa eny an-kianja ka handraisana sy sazy hentitra ireo mbola mihoa-pefy.

Nandritra ity fihaonana ity koa dia nitondra fanazavana mikasika ireo lalร na samihafa mifehy ny fifamoivoizana an-dalambe sy mamaritra ny asan'ireo mpanao fitsirihana tampoka an-dalambe ny Lietnร -kolonely, lehibenโ€™ny Sampan-draharaha misahana ny hetsika sy ny fitsirihana tampoka an-dalambe.

โœ๏ธLeDรฉfi.Mg

๐Ÿš‘ ๐—œ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ   ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† 20 ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† 27 ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ.
24/12/2025

๐Ÿš‘ ๐—œ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† 20 ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† 27 ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ.

13/10/2024

Leo cรฉlibataire !!!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when INSTADRIP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share