Rudy RDZ

Rudy RDZ Artist and Beatmaker

09/06/2026

Aleo mba tsy mifanosika na de zany aza e😆

Tam spéctacle Barinjaka tany🎤🥁
Didirah offisialy

05/06/2026

Ndao anao filoham-pirenena e😅

Source : Tsara Mampahafantatra

Inona le natao teto ze mahay ?😅FARARANO lasa FARAFOTAKA🌾🌾
01/06/2026

Inona le natao teto ze mahay ?😅

FARARANO lasa FARAFOTAKA🌾🌾

Aiza le toerana ze mahita ?📸Ao am commentaire ny lien clip zay mbola tsy nahita👇
27/05/2026

Aiza le toerana ze mahita ?📸

Ao am commentaire ny lien clip zay mbola tsy nahita👇

18/05/2026

Ty ary ilay napanatenaina dia partageo raha tinao 🎥🔥

Rudy - Tanananay ✨

Lien vers la version 4K en commentaire 🔗🎥

R.D.Z Team Didirah offisialy
🇲🇬

https://www.youtube.com/watch?v=Z2uYX7h3CWMTena elana tsiny fa tsy tratra le publication sur facebook noho antony tsy az...
17/05/2026

https://www.youtube.com/watch?v=Z2uYX7h3CWM

Tena elana tsiny fa tsy tratra le publication sur facebook noho antony tsy azo anoharana🙏

Efa io aloha ny lien youtube fa demain mitady solution🙏

Fitahiana Maranata - Hira MalagasyHira anaty tontolo ambanivohitra atolotra ho an'ny mpankafia ka dia mihainoa finaritra ary oh !

16/05/2026

Lien hira complet en commentaire🔥🎧

R.D.Z Team

Misy manontany foana aho hoe aiza ihany le clip Mbola tsy nivoaka🎥Aza manahy fa EFA Kely sisa dia ho avoakatsika izy🔥🔥R....
12/05/2026

Misy manontany foana aho hoe aiza ihany le clip Mbola tsy nivoaka🎥

Aza manahy fa EFA Kely sisa dia ho avoakatsika izy🔥🔥

R.D.Z Team

08/05/2026

Ity hevitra ity no tiana havoaka amle hira ataoko am guitare ao ambany ao🫵

Tsara ny mianatra ary mila mianatra saingy efa misy tokony ovaina le systeme fa lasa be le fotoana very🧠

Malagasy sy rafianarana🇲🇬

05/05/2026

Misy raha en cours fa aza miala lavitra📸🎥🔥

R.D.Z Team

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349549507

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rudy RDZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share