Hatsara Kely

Hatsara Kely Vente en gros des articles pour bébés et enfants

Sady mafana tsara no stylé 😍🥰Disponible en couleur Camel ihany koa ny col roulé antsika🫠Mety aminareo vé ilay manteau am...
21/06/2025

Sady mafana tsara no stylé 😍🥰
Disponible en couleur Camel ihany koa ny col roulé antsika🫠Mety aminareo vé ilay manteau amboniny??Tena mahafatifaty anie ee🥹
Couleur disponible col roulé : blanc,noir,bleu marine, aubergine,camel,jaune moutarde,rose poudré
Âge disponible : à partir de 3mois

Fa inona loatra ilay tanjona⁉️Manao commande izy, antsoina Ilay numéro nomeny: milaza Ilay olona mandray fa tsy nanao an...
08/06/2025

Fa inona loatra ilay tanjona⁉️
Manao commande izy, antsoina Ilay numéro nomeny: milaza Ilay olona mandray fa tsy nanao an'izany commande zany fa diso numéro nareo😏
Nandefasana mp d nataony "Vu" fotsiny 🫩
Izao indray manao commentaire hoe prix🥱
Mahakamo ity werawera anareo ty,marina mafy🤧

Mafana tsara ny tenda,akanjo tsy misaraka  Kely mihintsy rehefa ririnina toy izaoTena manampy bé antsika maman  izy ity ...
03/06/2025

Mafana tsara ny tenda,akanjo tsy misaraka Kely mihintsy rehefa ririnina toy izao
Tena manampy bé antsika maman izy ity ny zazakely
Âge disponible : à partir de 3mois
Couleur manjakely vaovao indray😊

Mbola maro ianareo no mitady robe fillette hanaovana baptême🌹atao  Princesse tsara🥹Afaka manao sur commande ihany koa an...
01/06/2025

Mbola maro ianareo no mitady robe fillette hanaovana baptême🌹atao Princesse tsara🥹
Afaka manao sur commande ihany koa anie raha toa ka misy modèle tiana hoavoaka e🥰 3jours dia vita😉😊

Mafana tsara🙆Ankoatran'ny col roulé dia Mbola misy ihany koa ity ensemble jogging ity🔥Tissu jogging gratté Âge disponibl...
31/05/2025

Mafana tsara🙆Ankoatran'ny col roulé dia Mbola misy ihany koa ity ensemble jogging ity🔥
Tissu jogging gratté
Âge disponible : à partir de 3mois

Inona no mety zavatra nataonareo na noteneninareo foana vao nanomboka nanana zazakely???1an et demi izao i Hatsara Kely,...
26/05/2025

Inona no mety zavatra nataonareo na noteneninareo foana vao nanomboka nanana zazakely???
1an et demi izao i Hatsara Kely,tao anatin'izay fotoana izay(depuis izy nanomboka 2-3mois Téo,nanomboka Téo mantsy vao tena niseho tsara ny endriny,nahazo takolaka Kely sns) dia isakin'ny avy mampinono anazy aho ka matory izy d sady mametraka azy eo ambony fandrina no miteny foana hoe "Anzekakohhhh 😍🥰 (Sady love bé),masisouuu(Sady manoroka azy foana)...asa hoe rahoviana vao ho afaka izay fa tena tsy aritro foana d lasa foana,hihi
Mamy ilay manan-janaka💓
Ataovy mafana tsara foana ny Zazah fa mangatsiaka bé ny Andro😊Mbola misy ihany koa ity combi-perfecto nahalalanareo an'i Hatsara Kely ity🥰

Photo portée an'ilay col roulé 🥰😍 Hatsara kely t@izany🥰💓Zazah an'iza no niara-lehibe taminy??
22/05/2025

Photo portée an'ilay col roulé 🥰😍
Hatsara kely t@izany🥰💓Zazah an'iza no niara-lehibe taminy??

Col roulé - Bodypresse😍tissu matevina tsaraEfa manomboka mangatsiaka anie ny andro maman e,tongava  micommande col roulé...
22/05/2025

Col roulé - Bodypresse😍tissu matevina tsara
Efa manomboka mangatsiaka anie ny andro maman e,tongava micommande col roulé 🥰
Couleur disponible : noir, marron foncé,jaune d'or,jaune moutarde,vert émeraude,bleu marine

"Bavoir foulard" na "bavoir bandana" ❌5.000ar❌Lot de 3Mety bé  ririnina izao,miaro tsara tendan'ny zazakely...Sady efa a...
15/05/2025

"Bavoir foulard" na "bavoir bandana" ❌5.000ar❌Lot de 3
Mety bé ririnina izao,miaro tsara tendan'ny zazakely...Sady efa atao mirary bé
Bavoir+bonnet+moufles : 5.000ar seulement
Lot de 3bavoirs : 5.000ar

Couleur mahafatifaty bé 🥰😍Mbola misy  bodysuit ireto hoan'ireo izay mbola tsy nahazo🥹
02/05/2025

Couleur mahafatifaty bé 🥰😍
Mbola misy bodysuit ireto hoan'ireo izay mbola tsy nahazo🥹

Ehhhhh!!!roa sisa anie no disponible  ensemble couleur champagne ity eee🥹hoentina 😍 Âge : 18mois sy 24mois (manches long...
18/04/2025

Ehhhhh!!!roa sisa anie no disponible ensemble couleur champagne ity eee🥹hoentina 😍
Âge : 18mois sy 24mois (manches longues ny iray)
Mp haingana bé izay haka azy fa livréna rahampitso ihany🤸🤸

Bodysuit pour bébé 😍 chemise 🥰Aleo koa ny Zazah mba histyle e🥹Sady tena hoe masisou anie eee 🤩tsy afaka asiana photo por...
17/04/2025

Bodysuit pour bébé 😍 chemise 🥰
Aleo koa ny Zazah mba histyle e🥹Sady tena hoe masisou anie eee 🤩tsy afaka asiana photo portée fa tsy mbola misy Hatsara vavikely,hihi😅
Premier arrivé, premier servi satria tsy misy betsaka ireo 😁 Mp ainganaaaaaa🤸🤸

Address

Antananarivo

Telephone

+261346194810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hatsara Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share