LEMA π—₯𝗔𝗛𝗔 π— π—•π—’π—Ÿπ—” π—©π—˜π—Ÿπ—’π—‘π—” 𝗔𝗛𝗒,.π——π—œπ—” π—›π—œπ—§π—˜π—§π—¬ 𝗑𝗬 𝗧𝗔𝗑𝗬,,,
𝗙𝗔 π—₯𝗔𝗛𝗔 π—₯π—˜π—›π—˜π—™π—” 𝗠𝗔𝗧𝗬 𝗔𝗛𝗒, π— π—•π—’π—Ÿπ—” π—›π—œπ—§π—˜π—§π—¬ 𝗑𝗬 π—”π—•π—”π—žπ—”π—•π—”π—žπ—”,,,

Tratra ny tanjona tamin'ity 2026 ity aloha hatreto.πŸ’ͺVita izay ny route nationale miisa dimy ( RN1 , RN2 , RN3 , RN4 , RN...
11/05/2026

Tratra ny tanjona tamin'ity 2026 ity aloha hatreto.πŸ’ͺ
Vita izay ny route nationale miisa dimy ( RN1 , RN2 , RN3 , RN4 , RN7 ) Samy +100Km avy miala eto Antananarivo, izany hoe +200KM aller retour,,,
Ny sasany tamin'ireo nandeha irery tsy nisy namana ( ANJOROZOBE sy ANTANIFOTSY Antsirabe).πŸš΄β€β™‚οΈ
Teo koa ny sedram-piainana izay nandalovana ka saika nahakivy.πŸ˜”
Tsy hijanona hatreo anefa fa mbola hanohy foana rehefa mbola misy ny fahafahana,,,

𝐀𝐫𝐲 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨? π‘πšπ‘π¨π―π’πšπ§πš 𝐧𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐒𝐧𝐨𝐟𝐒𝐧𝐚𝐨??








π€ππŽπ’πˆπŠπ„π‹π˜TanΓ na iray manamorona iny lalam-pirenena fahatelo ( RN3) iny,Manodidina ny 15 KM tsy hahatongavana an'ANJOZORO...
01/05/2026

π€ππŽπ’πˆπŠπ„π‹π˜
TanΓ na iray manamorona iny lalam-pirenena fahatelo ( RN3) iny,
Manodidina ny 15 KM tsy hahatongavana an'ANJOZOROBE izy ity raha avy aty andrenivohitra ianao,,,
Eny tompoko, route national io secondaire io,,,😁





🌾   𝐌𝐚𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐲 🌾Kanto sy mahafinaritra erÿ ny mitazana irony tanimbary midadasika sy Tendrombohitra amin'ny faravodi...
29/04/2026

🌾 𝐌𝐚𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐲 🌾
Kanto sy mahafinaritra erΓΏ ny mitazana irony tanimbary midadasika sy Tendrombohitra amin'ny faravodilanitra,,,⛰️
Amin'iny LALAM-PIRENENA FAHA 3 (RN3) iny ,,,



Β« La beautΓ© simple d’un village traditionnel sous un ciel lumineux d' AMBONIAVARATRA FARAHANTSANA. Β»
17/04/2026

Β« La beautΓ© simple d’un village traditionnel sous un ciel lumineux
d' AMBONIAVARATRA FARAHANTSANA. Β»



πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€(𝐫𝐧2)Hier, c’était l’une des randonnΓ©es les plus difficiles que j’aie jamais faites.😫-                 12 APRIL...
13/04/2026

πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€(𝐫𝐧2)

Hier, c’était l’une des randonnΓ©es les plus difficiles que j’aie jamais faites.😫
-
12 APRILY 2026πŸ—“οΈ
TANA - MORAMANGA -TANA (+225KM)
Mafy tena mafy tamiko fa nihezaka aho nikiry satria tiako ilay izy,,,
MAFY fa vitakoπŸ’ͺ ,Lavitra fa tongakoπŸš΄β€β™‚οΈ





Les paysages de la route nationale numΓ©ro 3 (RN3) vers ANJOROZOBE
03/04/2026

Les paysages de la route nationale numΓ©ro 3 (RN3) vers ANJOROZOBE

Lalampirenena voaloha (RN1)πŸ›£οΈ
08/03/2026

Lalampirenena voaloha (RN1)πŸ›£οΈ



β›°οΈπŸŒ‹VOLCAN KASSIGIE 🏞️ (Gasy GΓ©) no fiantsoan'ny mponina manodidina an'ity toerana isany mahafinaritra ity.145KM miala am...
02/03/2026

β›°οΈπŸŒ‹VOLCAN KASSIGIE 🏞️

(Gasy GΓ©) no fiantsoan'ny mponina manodidina an'ity toerana isany mahafinaritra ity.
145KM miala amin'ny Renivohitr'i Madagasikara moa ny misy azy ity izay
Ao amin'ny fokontany AMBODIFARIHY,
KAOMININA AMPARY , Distrikan'i SOAVINANDRIANA , FARAITRA ITASY ary mbola anatin'ny Faritany ANTANANARIVO moa izy ity (Province D'ANTANANARIVO).

RAHA TSY MANAMPAKEVITRA NY HANDENDEHA , DIA MBOLA SAROTRA AMINAO FOANA NY HITENY HOE KANTO TOKOA I MADAGASIKARA πŸ‡²πŸ‡¬.

πŸ‘‰Raha vao miresaka faritra itasy dia toerana volkanika foana no tonga ao an-tsaina voalohany. Porofon'izany ity toerana entiko aminao izay tena miavaka ity. Lavaka anaty tendeombohitra izay nisy volkano fahiny ela be izay efa maty fa vokatry ny "eΓ©rosion" tsikelikely dia lasa nanome endriny tahaka izao. Anaovan'ny olona famboleny ilay izy ka vaomaika voaravaka sy kanto ny mahita azy.
✨Niainga avy Antananarivo renivohitra namakivaky RN1, mandalo Analavory Ampefy , Ampary(lalana makany Soavinandroana RN43 ) . Mafy vao tonga teto amin'ity toerana ity satria tena ratsy ny lalana be feno vatovato kanefa fiakaram-be.
Ny tongomalady 🚴🚲(bicyclette) aza voatery najanona tao amin'ireo tanΓ na ambany tsy lavitra izay tena ankasitrahana manokana satria mandray ankafaliana sy tamim-pahatsorana avokoa izy ireo.πŸ™





Ny diavolan-kolava, ary ny lalao mbola ho ela Β»πŸŒ•πŸ˜οΈ--
02/02/2026

Ny diavolan-kolava, ary ny lalao mbola ho ela Β»πŸŒ•πŸ˜οΈ
-
-

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LEMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category