Révolution Worship

Révolution Worship Groupe d'animation et d'adoration 🙏🏻❤️

03/07/2026

📢"_Asan'ny Apostoly 1/8 _"

Groupe d'animation et d'adoration 🙏🏻❤️

Ny FIANGONANA PENTEKOTISTA MITAMBATRA ANDREFAMBOHITRA AMPITATAFIKA dia Faly manasa anao ho avy amin'ny hetsika FIFOHAZAM...
26/06/2026

Ny FIANGONANA PENTEKOTISTA MITAMBATRA ANDREFAMBOHITRA AMPITATAFIKA dia Faly manasa anao ho avy amin'ny hetsika FIFOHAZAM-PANAHY LEHIBE TRANO LAY.
🔥Handraisanao ny FANAHY MASINA

🔥Handraisanao FANASITRANANA

🔥Handraisanao FAMONJENA

DATY: 09-10-11-12 Jolay 2026 ho avy izao

TOERANA: Tany malalaka terminus ligne J Ampitatafika Ambony

Misy EVANJELISTRA manokana ho avy hitory ny tenin'Andriamanitra amin'io fotoana io koa manasa anao am-pitiavana ho avy tompoko.

Hisy Mpanakanto ho avy hanafana ny hetsika

TONGAVA MARO TOMPOKO !

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Révolution Worship posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Révolution Worship:

Shortcuts

Share