27/11/2025
!!!AVIS DE RECHERCHE avec PRIME!!! (Ombay Mitady + VALISOA) 🔍🔎🔍🔎🔍🔎🔎🔍🔎🔍🔎🔍
Ho fanampin’ny fizaràna nataon’ny Mpiara-miasa dia manao ity antso ity izahay.
Noho ny vaki-trano nahazo ny local-anay iray omaly 26/11/2025 dia tadiavina ireto fitaovana ireto sy ny accessoires.
Ny numéro de série aty daholo. Ny entana mora fantatra.
Toerana: Ambohimangakely Andranovao
Manamafy kosa anareo Client sy Namana fa vohatahiry tsara daholo ny vokatrareo ary tsy misy ny fiovàna, ny fitaovana no lasa, isika tsy maintsy Miroso. 🙏🙏🙏🙏🙏
Ireto ary ilay fitaovana tena ilaina:
- Appareil photo Sony a7III
-> Batterie NP-Z100 x2
-> Chargeur batterie NP-Z100
-> Chargeur Batterie + ZHIYUN Batterie 18650 x2
- Objectif Tamron 18-75 f2.8
- Objectif Sony 50mm 1.8
- Flash Godox Ad200pro
- Flash Godox v1s
- Flash Godox v860IIs
- Trigger XPROS
- TV 32 pouce Samsung
- Carte SD 128g(Lexar), Sandisk 64g, Sandisk 32, ....
- Drone Fly More Combo Mavic Air 2S
-> Radiocommande + Housse
-> Station de recharge de batterie
-> un sac en bandoulière
-> Trois(x3) Batteries
-> Cable RC, Type-C, ..
-> Joysticks de rechange x2
-> Filtre ND
-> Hélices x6
-> Carte micro Sd 128 ou 64 ou 32
- Sac fasiana fankatsary gris K&F Concep
- ....
Mba hilazao vaovao izay afaka dia misaotra betsaka mialoha.
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
NB: Hisy Valisoa omena.
Andriamanitra hitahy 😇😇
034 32 281 25,
034 30 146 20,
034 05 214 03,
034 42 889 32,
034 94 995 36,
033 43 725 64,
033 61 546 73,