MERCI photographe

Call Contact the business

MERCI photographe Sublimer l'instant présent. Découvrez notre portfolio photographique et laissez-nous raconter votre histoire en images, avec authenticité et créativité.

11/09/2026

Ety amin ny FIA FIG isika no maneho ny talenta

Mbola tena mampihomehy ity rangahy ity

Asa voakaly, Samy faly

30/08/2026
Fitiavana mihavao isan'andro 🙌Asa voakaly, samy faly 😁 Afaka miantso raha mitady fiaraha-miasa 0349963300               ...
26/08/2026

Fitiavana mihavao isan'andro 🙌

Asa voakaly, samy faly 😁
Afaka miantso raha mitady fiaraha-miasa
0349963300

Mariazy mpiray tampo miaraka: roa sosona ny fitiavana, roa sosona ny kanto! 💍✨ Ny MERCI photographe dia vonona foana hit...
24/08/2026

Mariazy mpiray tampo miaraka: roa sosona ny fitiavana, roa sosona ny kanto! 💍✨ Ny MERCI photographe dia vonona foana hitahiry ireo fotoana sarobidy sy miavaka toy izao.

Ny tsiambaratelon'ny MERCI photographe : NY LISTES DES PHOTOS DE GROUPEMba hahatonga ny hakan-sary miaraka amin’ny fiana...
20/08/2026

Ny tsiambaratelon'ny MERCI photographe : NY LISTES DES PHOTOS DE GROUPE

Mba hahatonga ny hakan-sary miaraka amin’ny fianakaviana sy ny namana ho vetivety dia vita ary tsy handany fotoana indrindra amin’ny fandraisana, ity ny tsiambaratelonay:

• Omano mialoha ny Lisitra sy olona 1 tompon'andraikitra : Manaova lisitra mazava amin'ny olona na vondrona tokony hiharan-sary (ohatra: Fianakaviana Akaiky, Namana Trano, Namana Mpiasa...), ary manendrea olona 1 mahalala tsara ny fianakaviana roa tonta hiantso azy ireo.
• Ny antony : Tsy mahafantatra ny anaran'ny fianakavianareo rehetra ny mpaka sary. Rehefa misy olona iray mitazona ny lisitra sy miantso amin'ny micro na amin'ny feo avo, dia mandeha am-pilaminana sy amin'ny hafainganam-pandeha tsara ny hakan-sary.
• Ny tanjona : Mba tsy ho lany amin'ny Photos de groupe ny fotoana rehetra, ka hahafahanareo mifaly sy mandihy amin'ny fandraisana!

Ny fandaminana toy izao no miantoka fa ny "Asa voakaly" dia avy eo "Samy faly".

Ireo tsiambaratelo rehetra ireo sy ny maro mbola tsy voalaza eto dia ho hita ao anatin'ny 'Guide de Mariage PDF'.

Maimaim-poana ho anao mpanjifan'i MERCI photographe izany aorian'ny réservation.

Asa voakaly, samy faly 🥂

📞 034 99 633 00

Ny Vodiondry dia tsy fomba amam-panao fotsiny, fa vato fehizoro amin'ny fankatoavana ny fitiavana araka ny fomban-drazan...
18/08/2026

Ny Vodiondry dia tsy fomba amam-panao fotsiny, fa vato fehizoro amin'ny fankatoavana ny fitiavana araka ny fomban-drazana Malagasy.

Ny sary kanto no hany fitaratra hitahiry ireny dingana masina sy feno harena ara-kolontsaina ireny.

Izay efa naka anay aloha hatreto dia tsy manadino rehefa misy évenement ao anatin'ny fianakavianaAsa voakaly, samy faly0...
16/08/2026

Izay efa naka anay aloha hatreto dia tsy manadino rehefa misy évenement ao anatin'ny fianakaviana
Asa voakaly, samy faly
0349963300

Tsy nipoaka ilay ch*****ne dia menatra be ilay mpanambady, inona no vahaolana Ilay manapoaka ch*****ne kosa anie tsy ata...
15/08/2026

Tsy nipoaka ilay ch*****ne dia menatra be ilay mpanambady, inona no vahaolana

Ilay manapoaka ch*****ne kosa anie tsy atao isan'andro na hoe misy répétition e!
saingy azo atao tsara ny manomana izany

Tsiambaratelon'ny MERCI photographe: Ny tsiambaratelon'ny "POP" ch*****ne tonga lafatra! 🍾✨

Anisan'ny fotoana tena miavaka sy feno hafaliana amin'ny fety ny fanapoahana ch*****ne. Mba hahatonga ny sary sy ny vidéo ho tena kanto sy mampitandrina ny tsy ampoizina, intsony ireto torohevitra kely ireto:

Ireto ny dingana arahina mba hahazoana sary sy horonantsary "Pop Ch*****ne" tsara tarehy nefa azo antoka:

1. Fikarakarana mialoha (Preparation & Safety)
• Esory ilay taroby hidiny sy ilay fonony ivelany

• Ataovy maina tsara ny tavoahangy sy ny tanana mba tsy hovotsotra tampoka.

• Jereo tsara ny toerana, tsy eo alohan’ny gâteau fa ataovy ao aoriana ny gâteau mba tsy ho lena

2. Fametrahana ny rantsan-tanana (Finger Placement)

• Tsindrio amin'ny ankihibe (pouce) ny lohan'ny bouchon rehefa manaisotra ny taratasy vy (muselet).

• Apetraho amin'ny ilany ny ankihibe rehefa vonona ny hapoaka mba hisorohana ny fivoahana aloha loatra.

3. Fanontsanana Azy
• Ahontsana tsara: Ahontsana mafy amin'ny tanana roa ny tavoahangy mba hampiakatra ny gazy ao anatiny.
• Avoaka ny bouchon: Tano amin'ny tanana iray ny fototry ny tavoahangy, ary ampiasao ny tanana ilany hanosika ny bouchon miakatra amin'ny ankihibe.
• Tandremo ny lela-ch*****ne: Rehefa misy "POP", tazomy mafy ny tavoahangy ary hotsanina kely indray raha tiana hitohy ny fiparitahan'ny foam eny amin'ny rivotra.
4. Fihetsika sy Tsiky (The Pose)
• Aza mikimpy na miondrika rehefa mipoaka ny ch*****ne.
• Mitazona tsiky sy fihetsika mahafinaritra satria eo no ahazoana ny sary tena kanto sy feno hafaliana (candid photo).
• Aorian’io Pop io dia bras croisé ianareo mivady misotro azy : tsara raha vera misy tongony no ampiasaina
Ny antsipiriany kely toy ireto no mahatonga ny fahatsiarovana ho tsara hatrany!

Raha tsy nipoaka :
Tsara raha roa foana ny Ch*****ne vonona :
- tsy miaraka ampiasaina ireo fa iray ihany no apoaka : raha nipoaka avy hatrany ilay voalohany dia sokafana tsotra ilay faharoa zaraina amin’ny mpanatrika ka ny Raiamandreny no omena voalohany
- - Raha tsy nipoaka kosa ilay voalohany dia iny faharoa iny no alaina , ary ifampizarana hatrany rehefa avy manapoaka

1 Raha nivoha aloha loatra ny sarony ka tsy nisy pop :
- esory tanteraka ny sarony
- tapeno amin’ny ankihibe tsara ny vavan’ny tavoahangy
- Ahontsakontsany tsara mba hampandroantra be azy
- Asio malalaka kely eo amin’ilay vavany tampenan’ny ankihibe mba hivoahan’ny gazy
2 Raha efa lany tanteraka ny gazy nefa mbola tsy nipoaka daholo izy roa :
- Afaka tsy manapoaka ianao fa manao bras croisé
3 Azo asiana ch*****ne koa isaky ny latabatra

Antsoy izahay handrakitra an-tsary ny fotoana sarobidy
Asa voakaly, samy faly e!
0349963300

Samy nahafinaritra ary mbola mitohy hatramin'izao ny fiaraha-miasasamy tany amin'ny manodidina ny 2018… ⏳ Tsiahy kely av...
14/08/2026

Samy nahafinaritra ary mbola mitohy hatramin'izao ny fiaraha-miasa
samy tany amin'ny manodidina ny 2018… ⏳ Tsiahy kely avy amin'ny archives. Ny fotoana mandeha, fa ny sary kanto sy ny tantara kosa no maharitra mandrakizay. 📸✨

Tantara iray tsy miverina ny Mariazy, ataovy lohalaharana ny fitahirizana izany "Asa voakaly, samy faly"0349963300      ...
12/08/2026

Tantara iray tsy miverina ny Mariazy,
ataovy lohalaharana ny fitahirizana izany
"Asa voakaly, samy faly"
0349963300

Address

Analamanga
Analamanga

Telephone

+261349963300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MERCI photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MERCI photographe:

Shortcuts

Share