Naftaly Project

  • Home
  • Naftaly Project

Naftaly Project Photographe et vidéaste

11/06/2026

📖🕝Soratra Masina ifampizaràna. Mirary herinandro vaovao eo ambanin'ny fahasoavan'ny Tompo ho antsika rehetra🙂!

24/05/2026

Pentekosta. 🎥An'iza ny fety? Aoka tsy ho takona Ilay Andriamanitra nahatonga ny firavoravoantsika noho ny andron'ny Pentekosta. Ho Azy Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra🙂.

24/05/2026

Pentekosta📖
Ilay andro ahatsiarovantsika ny nandatsahana ny Fanahy Masina tamin'ireo mpianatry ny Tompo.

23/05/2026

📖🕝 Nanomana mialoha ny mpianany mba hanam-pifaliana sy fanantenana ny amin'ny fiainana mandrakizay ny Tompo!

14/05/2026

"Ary raha mbola nitso-drano azy Jesoa, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra." Lioka 24: 51

Address

Ambohitrakely

101

Telephone

+261346163174

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naftaly Project posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Naftaly Project:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Photography Service?

Share