Captured by Liantsoa Razafindrazaka

Captured by Liantsoa Razafindrazaka 📸Photographe spécialisé 🌿en mariage, portrait et événements. Je capture des moments réels, naturels et émotionnels.🔥

📅 Votre date est fixée ? Pensez à réserver votre photographe. 📸Chaque sourire, chaque émotion et chaque détail de votre ...
24/08/2026

📅 Votre date est fixée ? Pensez à réserver votre photographe. 📸

Chaque sourire, chaque émotion et chaque détail de votre grand jour mérite d’être immortalisé. 🤍

📩 Contactez-nous dès maintenant pour réserver votre date.

🙌 Efa nisy hira fiderana nampitomany anao ve?,, Raha hira fiderana iray ihany no azonao henoina mandritra ny andro iray,...
04/08/2026

🙌 Efa nisy hira fiderana nampitomany anao ve?,, Raha hira fiderana iray ihany no azonao henoina mandritra ny andro iray, inona no hofidinao?

Misy hira izay henoina amin'ny sofina.

Ary misy hira izay tsapan'ny fo.❤️

Ny Alahady lasa teo, tao anatin'ny fiankohofana, ny fiderana ary ny fanatrehan'Andriamanitra, dia nanana ny tombontsoa izahay hitahiry ireo fotoana tsy hay adinoina niaraka tamin'ny Jawsband. 📸✨

Alafaso ao @ commentaires ary🔥



© Liantsoa Razafindrazaka photographe 📸

🤔 Iza no hino fa lalao PUBG Mobile no nahatonga azy ireo hifankatia? 🎮❤️An'arivony kilometatra no nampisaraka azy ireo. ...
30/07/2026

🤔 Iza no hino fa lalao PUBG Mobile no nahatonga azy ireo hifankatia? 🎮❤️
An'arivony kilometatra no nampisaraka azy ireo. Ny iray tany Chine , ny iray teto Madagasikara .
Tsy nisy nieritreritra hoe ireo partie isan'alina sy ireo resaka tsotra tao anaty lalao no hitarika azy ireo ho amin'ity fotoana manokana ity. ❤️
Niandry ora maro.
Nandresy ny elanelana.
Nifampatoky.

Ary ankehitriny... nifampifidy hiara-dia mandritra ny androm-piainana. 💍
✨ Tsy ny PUBG no nahazo "Winner Winner Chicken Dinner"...
Fa ny fitiavana. 🤍
Faly izahay nanana ny voninahitra hitahiry amin'ny alalan'ny sary ity dingana manan-danja teo amin'ny fiainan'izy ireo ity. 📸
Ireto ary ny ampahan'ireo sary Mariage Civil-ny. ❤️

💬 Ary ianao, mino ve fa mety hahita ny tena fitiavanao amin'ny tambajotra sosialy na lalao an-tserasera? Sa mbola aleonao ilay fihaonana mivantana? Lazao ny hevitrao ao anaty commentaire. 👇

🔥👀 Tsaroanao ve izy roa kely nampizarazara hevitra be teto amin'ny Facebook?Nisy nitsara,nisy nanohana,nisy nihomehy,nis...
27/07/2026

🔥👀 Tsaroanao ve izy roa kely nampizarazara hevitra be teto amin'ny Facebook?

Nisy nitsara,nisy nanohana,nisy nihomehy,nisy nirary soa...

Fa izahay kosa, nisafidy ny hitahiry ny fotoana sarobidy indrindra teo amin'ny fiainan'izy ireo. 📸❤️

📸 Ary ahoana raha lazaina aminao fa izahay no naka ny sary mariage-n'izy roa?

Ny Sabotsy lasa teo, izahay no nandrakitra an-tsary ny mariage-n'izy roa .

Mety ho vetivety ny "buzz" sy ny resabe amin'ny Facebook.

Fa ny sary tsara kosa dia mitoetra mandritra ny androm-piainana.

Ireto ary ny vokatra ... ❤️

💬
❤️ Mirary soa ho azy roa izahay

Liantsoa Razafindrazaka Photographe
Safidy Mdg

Les plus belles histoires commencent souvent par un simple "Oui".Les fiançailles marquent le début d'un nouveau chapitre...
22/07/2026

Les plus belles histoires commencent souvent par un simple "Oui".

Les fiançailles marquent le début d'un nouveau chapitre, rempli de rêves, de promesses et d'émotions.

📸 Liantsoa Razafindrazaka

🏃‍♂️🤝 Trail de l’Amitié Alasora – 2ème Édition 🤝🏃‍♀️Une journée placée sous le signe du sport, de l’amitié et du dépasse...
15/06/2026

🏃‍♂️🤝 Trail de l’Amitié Alasora – 2ème Édition 🤝🏃‍♀️

Une journée placée sous le signe du sport, de l’amitié et du dépassement de soi ! 💚✨

📸🎥 Pour immortaliser vos événements (sportifs, mariages, concerts, conférences, etc.), faites confiance à Liantsoa Razafindrazaka Photo & Vidéo. Des souvenirs capturés avec passion et professionnalisme.
📞 Contactez-nous pour vos projets !

📸🎥🏅✨

Il existe une beauté qui parle sans mots, à travers un simple sourire,❤️🌿© Liantsoa Razafindrazaka photographe
13/06/2026

Il existe une beauté qui parle sans mots, à travers un simple sourire,❤️🌿

© Liantsoa Razafindrazaka photographe

🌿📸
10/06/2026

🌿📸

16/05/2026

Photo 📸📸
Espace Anjaratiana Mandrosoa Ivato 🌿 aty indray ny kianja androany ,,,, Vodiondry sy Soratra

Simplement élégante, au milieu de la nature. 🌿✨ © Liantsoa Razafindrazaka 📸
13/05/2026

Simplement élégante, au milieu de la nature. 🌿✨

© Liantsoa Razafindrazaka 📸

Address

LOT V 34
Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Captured by Liantsoa Razafindrazaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share